02/04/2025
Bonjour dahol 😊 Misaotra betsaka amin retour nareo clients afampo tamin asa anay ❤️Nareo no isaorana nandray anjara n'a tamin Mine-sao zany na tamin sandwich 😊
Mbol betsak ny message nareo f ireto aloh ny pub nataok ☺️
Mbol mitohy fona fandraisana commande Sandwich n'a Mine-sao izan 🥪🍝
Mandefa message ramisy mahaliana anao satria ny mine-sao dia 6000ar defa minana nef misy kou ny 8000ar sy 9000ar dia anao ny safidy tompoko 😊
Ny sandwich moderne dia 12.000ar dahola ny thon na jambon fromage na poulet 🥪
Ka aza misalasala ara mandefa commande na atao goûté zan n'a sakafo atoandro mety fona ❤️
Ny livraison dia manombok amin 10h maraina katramin 15h tompoko 😊
Ary ny livraison Mahazo, Soamanandrariny, Ankadindramamy, Nanisana dia gratuit dahol fona 😉
Livraison centre ville a partir 3000ar 😊
Afak miantso direct ianiko rasendra ts vovaly ianareo :0329725984😊
Mirary tontolo andro mafinartra tompoko ☺️