Lasiety

Lasiety Gourmandises,Partages:recette,astuces,bons plan 🍗🥗🍝🍔🍕🍪🍰🍽🥂,commande la veille. 0349442699

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra antsika rehetra indray dia Mankasitraka foana eee ❤️❤️❤️
28/08/2026

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra antsika rehetra indray dia Mankasitraka foana eee ❤️❤️❤️

Sambos tsa-tsiou saBurger tsa-tsiou saBurger bœuf 🥩 SaBurger chicken crispy saSandwich poulet fumé No tianareo Samy mats...
11/08/2026

Sambos tsa-tsiou sa

Burger tsa-tsiou sa

Burger bœuf 🥩 Sa

Burger chicken crispy sa

Sandwich poulet fumé

No tianareo

Samy matsiiiiiro reo 🥰🤤

Raha misalasala dia izy rehetra alaina 😊

Ireto vokatra vaovao ireto indray no hirarihanay faran’ny herinandro mahafinaritra ho anareo 🥰❤️🤤🤤48h mialoha ny fandrai...
07/08/2026

Ireto vokatra vaovao ireto indray no hirarihanay faran’ny herinandro mahafinaritra ho anareo 🥰❤️🤤🤤
48h mialoha ny fandraisana commande an
Ny ho an’ny rahampitso izany mazava ho azy efa tsy misy intsony

Poulet entier laqué /fumé 45.000ar

Tsa-Tsiou 50.000ar /kg

Ribs 55.000ar/kg

Saucisse fumé 45.000ar/kg

Kitoza fumé 45. 000ar/kg

Ailes/ cuisses de poulet laqué 50.000ar/kg

Mirary herinandro mahafinaritra sy mamy sahala ireto m**o mamy ireto ho antsika indray ary o ❤️❤️❤️
28/07/2026

Mirary herinandro mahafinaritra sy mamy sahala ireto m**o mamy ireto ho antsika indray ary o ❤️❤️❤️

Mirary herinandro mahafinaritra indray ho antsika 😘Mankasitraka antsika foana o ❤️❤️❤️Iray andro mialoha foana ny comman...
27/07/2026

Mirary herinandro mahafinaritra indray ho antsika 😘
Mankasitraka antsika foana o ❤️❤️❤️

Iray andro mialoha foana ny commande

Ny momba ny hena rehetra kosa dia 2 andro mialoa

Hey‼️Te hanao ilay trend malaza amin’izao ve hianareo anefa kamo hikarakara ilay sakafo hanaovana azy 😂Reto box ireto va...
23/07/2026

Hey‼️

Te hanao ilay trend malaza amin’izao ve hianareo anefa kamo hikarakara ilay sakafo hanaovana azy 😂

Reto box ireto vahaolana mety tsara aminareo 😍😍🍗🍟🍔🌮🍝🥗🥩🍤🍝🍢🍢

❌ 48.000ar

❌ 50.000ar

Ps: commande iray andro mialoha foana

Salama eee ❤️❤️❤️Tadidinareo ve ilay   sy   ntsika ireto 😍😍😍Nahazo namana ndray zareo dia inona no ataontsika anarany,mb...
17/07/2026

Salama eee ❤️❤️❤️
Tadidinareo ve ilay
sy ntsika ireto 😍😍😍

Nahazo namana ndray zareo dia inona no ataontsika anarany,mba hianareo indray misafidy 😊😊😊

Ireto avy ao anatiny
2 burgers 🍔(crispy et beef)
2 mini tacos 🌮
1 frite crispy chicken 🍟🍗
3 crispy chicken 🍗
1 nouille sauté 🍝
1bol de salade 🥗
1 milkshake 🥛
2 sauces

Efa afaka mandray commande Ka aza tara ary ooo 🥰

❌ 48.000ar

Mirary herinandro mahafinaritra sy mamy tahaka ireto indray ary oVariana kely tamin’ireto mamimakely🎂🧁🍰 ireto kely aloha...
08/06/2026

Mirary herinandro mahafinaritra sy mamy tahaka ireto indray ary o

Variana kely tamin’ireto mamimakely🎂🧁🍰 ireto kely aloha fa mandeha foana ihany anefa ny commande ny masirasira matsirokely an 🥰🍕🍔🍗

Ela ela ndray isika ooo 😊Te ahampahafantatra anareo izahay fa efa mandray commande gâteau amin’izay izahay an 😍😍😍😍Inona ...
07/03/2026

Ela ela ndray isika ooo 😊

Te ahampahafantatra anareo izahay fa efa mandray commande gâteau amin’izay izahay an 😍😍😍😍

Inona intsony moa Zany fa dia afaka fahasahiranana tanteraka hianareo fa efa misy ato daholo

Dia Aza tara ary manao commande

Efa tena ela tsy nisy soson-daoka isika teto e 😊Indro indray ary ny amin’ny herinandron’ny  12-18 Janoary izaoMazotoa ar...
10/01/2026

Efa tena ela tsy nisy soson-daoka isika teto e 😊

Indro indray ary ny amin’ny herinandron’ny
12-18 Janoary izao

Mazotoa ary ooo 😘😘😘

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261349442699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lasiety posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category