Pâtis’Sah

Pâtis’Sah Pâtis’Sah 🍰
Le goût du bonheur ✨
🎂 Patisseries & douceurs maison
🎉 Anniversaire | Fête | Commandes
📍 Tana
📞 034 62 780 95 ou Commande en mp

❤️❤️❤️
03/09/2026

❤️❤️❤️

03/09/2026

Asa-tanana harivariva kely🥰

Tongasoa zaza kelinay🥰

Faly ery aho rehefa itako hoe tafavoaka ny zavatra tiako avoaka na tsy mbola tena tsara sy mahafapo ahy ary🙈

30/08/2026

Coucou🥰
Ny tao am-badikan’ilay zava-bita🙈

Tena nolaviko ity commande ity tamin’ny voalohany hoe tsy mbola sahy manao ity zavatra be dia be ity aho, tena natahotra aho fa hoy Tantine anay hoe ao fa vitandry aki io ah.
Dia ny tato an-tsaiko hoe ao fa ho an’ny fianakaviako dia ataoko❤️

Nanakaiky ny fotoana dia tena natahotra aho sady nanotany ny tenako foana hoe ho vitako ve io🙈

Fa io ny valiny, misaotra an’ilay ao ambony aho fa nomeny saina afaka mikaroka, nomeny fahasalamana nafahako nanatontosa an’iny🙏

« Sahia, fa vitanao foana io »
« Misy valiny foana ny ezaka ataonao »

Merci an’ireo nanampy rehetra❤️

Tena tsy mora kay ny manao anty asa ity😢Tena hoe mivavaka foana ianao hoe enganie mba iety dia tsy adino koa anefa misao...
12/07/2026

Tena tsy mora kay ny manao anty asa ity😢
Tena hoe mivavaka foana ianao hoe enganie mba iety dia tsy adino koa anefa misaotra an’i Jesus rehefa vita ilay izy🥰🙏🏻
Mbola mianatra dia mbola miezaka be🙏🏻🤗
Merci an’ilay retour milay be dia be fa mapirisika be ahy ivoatra foana🥰❤️

❤️🍰🎂
13/06/2026

❤️🍰🎂

Coucou🥰Mitohy foana ny fandraisana commande cake ah😉Na cake sucré na ilay cake salé tianareo be 🥰Prix : PM: 6.000ar ; GM...
24/02/2026

Coucou🥰
Mitohy foana ny fandraisana commande cake ah😉
Na cake sucré na ilay cake salé tianareo be 🥰

Prix : PM: 6.000ar ; GM: 10.000ar

✨ Coucou les gourmandes ! ✨La Saint-Valentin approche 💖, alors partageons l’amour avec ces petites gourmandises irrésist...
11/02/2026

✨ Coucou les gourmandes ! ✨

La Saint-Valentin approche 💖, alors partageons l’amour avec ces petites gourmandises irrésistibles :

🍰 Cake salé : 6.000 Ar (MM) et 10.000ar (G M)
🍪 Galettes : 10 pièces pour seulement 6.000 Ar 😋💛

Un grand merci pour tout votre amour et vos retours positifs 🥰🙏🏻
Je reste toujours prête à vous proposer des créations délicieuses et uniques.

❌Asa-tanana anio❤️❌

📩 Passez vite vos commandes pour ne rien manquer ! 😘



Vao manomboka anie oa e🥰🥹Vonona anome fahafaha-po anareo hatrany🙏🏻Aza misalasala fa afaka mifampiresaka tsara anh😉
03/02/2026

Vao manomboka anie oa e🥰🥹
Vonona anome fahafaha-po anareo hatrany🙏🏻
Aza misalasala fa afaka mifampiresaka tsara anh😉

Alefaso zareo ny commande fa tsy diso fanantenana ianareo🥰🙏🏻
03/02/2026

Alefaso zareo ny commande fa tsy diso fanantenana ianareo🥰🙏🏻

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261346278095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pâtis’Sah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category