25/08/2026
Hoantsika eto à Fianarantsoa izay mitady sono raitra sady matanjaka no mandona be💪👍😎
dia aza misalasala fa izahay ato aminy
SONO d'Or
dia Mampanofa sy afaka manome fahafam-po aminy fitaovana rehetra izay ilainao amin'izany,
Toiny micro sy ny tongony, clavier sy ny tongony, batterie, guitare basse, guitare électrique, guitare acoustique sns
Ny mpitendry azy koa efa vonona 😎😜🤗
Eny na ny Mpihira ko aza dia mbola anananay ato izany miaraka aminy LuciD'or 🤗🥰
Koa aza misalasala fa ilaina ilay mifety an ! 😜