03/07/2026
❄️❄️MENU SPÉCIAL RIRININA – BRUNCH CLUB ANKAZOTOKANA ❄️❄️
Mangatsiaka ny andro? Tongava hanafana vatana sy hankafy sakafo mafana sy matsiro ato amin'ny Brunch Club Mdg ☕🍲
Nomaninay manokana ho an'ity vanim-potoanan'ny ririnina ity ny menu manokana☺️
✨ Sakafo mafana, be tsiro ary mahavoky, mety tsara hiarahana amin'ny fianakaviana sy namana.
📍 Brunch Club Ankazotokana
📞 Famandrihana : 034 39 203 27
♥️Tongava hizara fotoana mamy sy hafanana miaraka aminay. Miandry anareo izahay! ❤️