04/08/2026
Hikarakara fety vé ianao? Toy ny mariage, fiançailles, baptême, anniversaire, sns?✨
Mitady toerana miavaka ?😌
Akany Mendrika toerana tsara, miavaka sady malalaka ahafahanao mikarakara ny fetinao😍✨
Toerana : Mahazo Soamanandrariny
☎️: 0341175664
Fandrio dieny izao ary ny datinao, aza tara.🥰