08/08/2026
Ary raha eto akaiky anao ihany no misy ny toerana tsara hisakafoana ? 🤎
Tsy voatery handeha lavitra vao afaka misakafo tsara, miala hetaheta na mandalo fotoana mahafinaritra.
Ato amin’ny ARK :
🍔 Sakafo matsiro sy mahavoky
🪴 Toerana mahafinaritra sy misy parking
💸 Vidiny mora azon’ny rehetra idirana
Ary amin’izao vanim-potoana izao, misy carte vaovao miandry anareo ato aminay 👀
Na hisakafo atoandro ianao, hiala hetaheta, hihaona amin’olona na haka aina kely fotsiny
Good Food • Good Mood
📍 ARK - Sabotsy Namehana, akaikin’ny Harmoni Box
🕐 Alatsinainy → Sabotsy | 8 ora maraina → 8 ora hariva
Tongasoa eto amin’ny ARK 🤎