Garage Mozika

Garage Mozika Garage Mozika est un bar-restaurant à l'ambiance unique.

Ce lieu atypique est parfait pour les amateurs de musique live, de bonnes boissons, de la bonne bouffe et d'une atmosphère conviviale

22/08/2026

🥰Tsara nama ity hira ty an!

Rapitso ny fotoana raha te hahita mivantana an'ny GONGARY hihira an'io🙃

🗓️23AOUT
⏰16H
📍GARAGE MOZIKA 67Ha
🎟️PAF:10.000ar(thb ou gold pm offert à l'entrée)

J–1 LIVE ANNIVERSAIRE YACKS GONGARY ! 🎸🔥Hankalaza ny tsingerintaonany i YACKS, mpitarika ny GONGARY, miaraka amin'ny tar...
22/08/2026

J–1 LIVE ANNIVERSAIRE YACKS GONGARY ! 🎸🔥

Hankalaza ny tsingerintaonany i YACKS, mpitarika ny GONGARY, miaraka amin'ny tarika sy ireo vahiny surprise.
Rapitso ny fotoana 😉❤
🎤 LIVE GONGARY
✨ Vahiny manokana
🔥 Ambiance sy mozika

📍 Garage Mozika – 67Ha Sud
⏰ Manomboka amin'ny 4 ora hariva
🎟️ 10.000 Ar
🍻 Zava-pisotro maimaim-poana eo am-pidirana
🚗 Parking gardé

21/08/2026

Voarainareo ve ny hafatra 🙃

Dia aza adino ny fotoanantsika @ alahady

❌23AOUT
⏰16H
📍GARAGE MOZIKA 67Ha
🎟️PAF:10.000ar( Thb ou Gold Pm offert à l'entrée)

🚨J–2🥳LIVE ANNIVERSAIRE GONGARY–GARAGE MOZIKA 😉Tongava aloha sao tsy mahazo place tsara an🙃   ... Tongava mijery mivantan...
21/08/2026

🚨J–2🥳LIVE ANNIVERSAIRE GONGARY–GARAGE MOZIKA 😉

Tongava aloha sao tsy mahazo place tsara an🙃
... Tongava mijery mivantana fa tsy tsara le tantarain'olona sao manenina eo hoe tahakizay aho nandeha 🤣 ..Sady misy surprises be amnio😉
❌23 août
⏰16h
📍Garage mozika 67ha arrêt bus 133 garage
🎟Paf:10.000ar( Thb ou Gold Pm offert à l'entrée🍻)
📞034 14 158 99

21/08/2026

J-2 🥳 LIVE ANNIVERSAIRE GONGARY

🗓️23AOUT
⏰16H
📍GARAGE MOZIKA 67Ha
🎟️PAF:10.000ar (Thb ou Gold Pm offert à l'entrée)

🤣Ptsss… henonao ve ilay “ssssss”? 👀🔥Ilay feon'ny grillades eo ambonin'ny feu…Raha vao mandre an'io ianao dia fantatro fa...
21/08/2026

🤣Ptsss… henonao ve ilay “ssssss”? 👀🔥

Ilay feon'ny grillades eo ambonin'ny feu…

Raha vao mandre an'io ianao dia fantatro fa tsy maintsy mihinana anio! 😂

📍Garage 67ha Sud arrêt bus 133
📞034 14 158 99
⏰Mardi au dimanche à 9h-00h
🚗Parking gardé

⏰ Efa lobs ny kibo sy vavony fa chargeo 😂Tsy batterie ihany no mila chargena anie fa ny kibo koa e! 😂..Tongava ato amin’...
21/08/2026

⏰ Efa lobs ny kibo sy vavony fa chargeo 😂

Tsy batterie ihany no mila chargena anie fa ny kibo koa e! 😂
..Tongava ato amin’ny Garage Mozika, misakafo tsara dia tohizo milamina ny andronao 😋🍽

📍Garage 67ha Sud arrêt bus 133
📞034 14 158 99
⏰Mardi au dimanche à 9h-00h
🚗Parking gardé

21/08/2026

🚨LIVE ANNIVERSAIRE GONGARY J-2

Teny fanentanana fohifohy avy amin'i Yacks Lead Vocal ny tarika GONGARY 👊
Mba atsangano ao amin'ny coms hoe ny tanan'izay hoavy aminio?☝️

LE PLAN PARFAIT du ZOMA 😋 😎Satria zoma androany dia afaka manao izay hira mahafapo anareo ianareo ato amin'ny Garage moz...
21/08/2026

LE PLAN PARFAIT du ZOMA 😋 😎

Satria zoma androany dia afaka manao izay hira mahafapo anareo ianareo ato amin'ny Garage mozika 😉🎤
Aza menamenatra fa raiso ny micro dia hirao ny hira 🎸🥁
.... Asiana fisotroana sy fisakafoanana de raikitra e!😜🍻🍽

📍Garage 67ha Sud arrêt bus 133
📞034 14 158 99
⏰Mardi au dimanche à 9h-00h
🚗Parking gardé

20/08/2026

😜Ity indray ary ny hiran'ny Gongary manaraka 💿
Hainareo ve ny titreny🙃.

Raha te hihaino sy hijery mivantana ny LIVE ANNIVERSAIRE GONGARY ny:

❌Alahady 23 Août
⏰Amin'ny 4ora hariva
📍Garage 67ha Sud arrêt bus 133
📞034 14 158 99
🎟P.A.F:10.000ar( Thb ou Gold Pm offert à l'entrée
🚗Parking gardé

Address

Garage Mozika
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 09:00 - 21:00

Telephone

+261341415899

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garage Mozika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Garage Mozika:

Shortcuts

Share

Category