An-tanana

An-tanana Koba sy Saosisy Talata Volonondry
Akora Natoraly,Vokatra VITA MALAGASY 👍🏻🇲🇬


https://www.instagram.com/an_tanana?igsh=MTRkNXdyemwxajk5aw==

        🇲🇬  ❤️
08/11/2025


🇲🇬
❤️

Tsy ampy anao ve Ilay tranche ??,ataovy amin'ny kilos indray ara e😋😋 Aza misalasala ara fa antsoy avy hantrany Ilay laha...
30/05/2025

Tsy ampy anao ve Ilay tranche ??,ataovy amin'ny kilos indray ara e😋😋

Aza misalasala ara fa antsoy avy hantrany Ilay laharana mahazatra anao na tongava ety Soamanandrariny e🤠

Mirary Zoma mlay be ho antsika rehetra😚

🇲🇬

Tsy misy goûter ve??😋aza mitady alavitra be fa yo ny KOBA be😉          🇲🇬
24/05/2025

Tsy misy goûter ve??😋aza mitady alavitra be fa yo ny KOBA be😉


🇲🇬

📣📣Tandremo so tara ooo📣📣 Passez vos commandes😚        🇲🇬
21/05/2025

📣📣Tandremo so tara ooo📣📣
Passez vos commandes😚


🇲🇬

Tsy tsindrin-tsakafo fontsiny ihany, fa tena lova nentin-dRazana❤️🇲🇬          🇲🇬
19/05/2025

Tsy tsindrin-tsakafo fontsiny ihany, fa tena lova nentin-dRazana❤️🇲🇬


🇲🇬

Tahaka izao no vilany fikarakarana sy fandrahoina  😉🥰        🇲🇬
17/05/2025

Tahaka izao no vilany fikarakarana sy fandrahoina 😉🥰


🇲🇬

Ireto avy ny akora fototra mandrafitra ilay antsoina hoe   avy any Talata Volonondry.🥰Vita MALAGASY 🇲🇬        🇲🇬
16/05/2025

Ireto avy ny akora fototra mandrafitra ilay antsoina hoe avy any Talata Volonondry.🥰

Vita MALAGASY 🇲🇬


🇲🇬

🥰Betsaka ny tsara oa fa hafa ihany ao An-Tanàna an🥰        🇲🇬
10/05/2025

🥰Betsaka ny tsara oa fa hafa ihany ao An-Tanàna an🥰


🇲🇬

🎈🎉PROMOTION PÂQUE 🎉🎈Salama e,Mbola ao daholo ve oo,amin'izao akatokin'ny fetin'ny P***A izao dia hisy indray ny promotio...
10/04/2025

🎈🎉PROMOTION PÂQUE 🎉🎈

Salama e,Mbola ao daholo ve oo,amin'izao akatokin'ny fetin'ny P***A izao dia hisy indray ny promotion be,ndao ndray ara e🥳

Amin maha mpamokatra ny ato AN-TANÀNA dia afaka manome fahafaham-po tanteraka ho antsika mpanjifa foana izahay😘

‼️‼️Araraoty ara fa amin'ity PROMOTION PÂQUE ity ihany no misy fienam-bidy be tahak'izao‼️‼️

BETSAKA NY TSARA FA HAFA IHANY AO An-tanàna🫠

📣📣Tsy anaty foire irery ihany fa efa Tonga eto AN-TANÀNA(tsena) ihany koa ny combo😍ny combo dia fitambaran'ny GLACE A L'...
05/12/2024

📣📣Tsy anaty foire irery ihany fa efa Tonga eto AN-TANÀNA(tsena) ihany koa ny combo😍ny combo dia fitambaran'ny GLACE A L'ITALIENNE sy ny KOBA amin'ny vidiny mirary be🫶🏼

🎉Indro ara ny BIG PROMOTION BE amin'izao fête de Noël izao
📌Raha toa ka 120000Ar daholo ny Koba teo aloha dia ireto indray no tarifs antsika vaovao:
_Voanjo Pure: 95000Ar
_Au Coco:90000Ar

🥳🥳 Tongava indray ary manjifa ny vokatra vaovao e🎉NY TSARA TSY LANY FA HAFA MIHINTSY NY ATO AN-TANÀNA🥳

📣📣Foiree be o,mitongava maro indray ara fa handray anjara amin'ny foire izay karakarain'ny   ny AN-TANÀNA koba sy saosis...
15/11/2024

📣📣Foiree be o,mitongava maro indray ara fa handray anjara amin'ny foire izay karakarain'ny ny AN-TANÀNA koba sy saosisy Talata volonondry🥰

Noho ny andro mafana Dia ho asiantsika tolotra miavaka Kely:COMBO KOBA sy GLACE (glace à l'italienne)😱,amin'ny vidiny kobaa be mba ahafahany tsirairay misitraka izany🤩

📌Ao amin'ny Palais des Sport ny fotoanantsika amin'ny le 20-23 Novembre ,de 8h-18h
📌Stand N° 77,entré gratuite

Plus d'infos:
034 91 876 06
032 35 438 05
034 46 537 50

Address

La City Ivandry & Kitonotono Ankorondrano
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:30
Tuesday 06:00 - 19:30
Wednesday 06:00 - 19:30
Thursday 06:00 - 19:30
Friday 06:00 - 19:30
Saturday 06:00 - 19:30

Telephone

+261324929672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when An-tanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to An-tanana:

Share

Category