14/08/2026
Miarahaba antsika indray,
Izahay eto amin'ny KNM dia mitady cuisinier manana traikefa amin'n fikarakarana sakafo "Fast-food".
Mipetraka manodidina an'Ivato, Talatamaty, Ambohidratrimo sy Ambohibao.
Raha mahaliana anao dia alefaso ao amin'ny hafatra miafina ny CV sy Lettre de motivation.
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0345625393.