Lal’Univers Resto

Lal’Univers Resto Bienvenue chez Lal'Univers, un restaurant neuf à Ankazomanga, Antananarivo !

Ici, chaque plat est une merveille, préparée avec amour pour vous offrir une expérience pleine de saveurs.

15/01/2026
Arahaba ô,.Tongava maro fifanampiana ny fiainana, misaotra mialoha ho anareo Mirary Soa💫🍀👍✅🙏
02/12/2025

Arahaba ô,.
Tongava maro fifanampiana ny fiainana, misaotra mialoha ho anareo Mirary Soa💫🍀👍✅🙏

20/09/2025

OPEN MIC & LIVE ACOUSTIQUE MIARAKA FANAH'ZAVA ANIO 20 SEPTEMBRE 2025 A PARTIR DE 14H !!!!
Entrée gratuite Consommation obligatoire
Tongava e🍀🎉
Jovenna tsaralalana
0388310697

Coucou 🙋Ho antsika tia mihira sy mitendry ary mandihy, manasa antsika ny Zoma ho avy izao 8 Août 2025 manomboka  tolakan...
05/08/2025

Coucou 🙋
Ho antsika tia mihira sy mitendry ary mandihy, manasa antsika ny Zoma ho avy izao 8 Août 2025 manomboka tolakandro (VIP) fa entrée gratuite, consommation obligatoire.
Reo reo no sakafo misy azo atao tsakitsaky, misy boissons isankarazany.
Welcome chez Lal'Univers Resto
Youpiiiiiii🎉🍀👍✅✨🎁🙏

Saucisse sy Petsay, matsiro be an!!!Iza no icommande ? 😋🙃😁🍀Misy fôna ny plat du jour amin'ny vidiny 5000ar sy 6000ar (mi...
23/07/2025

Saucisse sy Petsay, matsiro be an!!!
Iza no icommande ? 😋🙃😁🍀
Misy fôna ny plat du jour amin'ny vidiny 5000ar sy 6000ar (misy lasary miaraka amin'ny vary)
Sy ho anareo Société izay te hiara-hiasa aminay, afaka tonga dia miantso ny laharana 0388310697 manao commande.
Frais de livraison arakaraky ny toerana.
Koa manasa antsika rehetra ary ô🎉🎉🎉🍀✅👍🙏🥰

23/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rah Faby , Tiana Rastefano, Ny Aina Tats Rat, Hasintiana Patricia, Ravaka Niaina Simonette, Raitra Hasinjatovo, Vanessa Tuffy, Randria Faneva, Faby Tahiana, Zoto Infirmier, Mi Elle

Salama aby ndray ô,Elaela tsy hita fa teo fona eeeInty ndray ny tolotra vaovao : PROMOTION MATSIRO BE, FROMAGE ARA-PAHAS...
18/07/2025

Salama aby ndray ô,
Elaela tsy hita fa teo fona eee
Inty ndray ny tolotra vaovao : PROMOTION MATSIRO BE, FROMAGE ARA-PAHASALAMANA IZAHAY IHANY NO NAMOKATRA AZY, TORAK'IZANY KOA NY PÂTE NANAOVANA NY PIZZA💪👌🎉
- 2 PIZZA AU FROMAGE 45.000AR
- 1 PIZZA AU FROMAGE 25.000AR
- 1 PIZZA AUX FRUITS DE MER 30.000AR
NDAO ARY TOMPOKO, ALEFASO NY COMMANDE-NAO 0388310697
EN LIGNE IHANY REO AN, ZANY OE LIVRÉNAY.
🎁✨🎉😋😋😋🥰

🍀✅
16/06/2025

🍀✅

25/05/2025

Izahay eto Lal’Univers Resto dia miarahaba ny Reny rehetra, samy ho tahian Andriamanitra hatrany sy ho feno fahasalamana tompoko!!!!

Salama eRampitso Sabotsy 11 Mai à 14h ndray ty an!Ny adresse fotsiny no niova, lasa aty Tsaralalana Jovenna ndray, miant...
09/05/2025

Salama e
Rampitso Sabotsy 11 Mai à 14h ndray ty an!
Ny adresse fotsiny no niova, lasa aty Tsaralalana Jovenna ndray, miantso rehefa tonga eo azafady 0388310697
Efa tsy lavitra intsony fa Tongava maro e😁🎉

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 22:00
Saturday 09:00 - 10:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lal’Univers Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category