MoziKaly

MoziKaly Bons plans kaly, mozika sy ambiance

19/09/2026

- Madama : légumes sy henahena kely vidina dia izay no laokantsika androany
- Ramose avy niantsena : tena lafo be kay ny légumes dia naleoko natao côtelette 1kg
🤦🏻‍♂️😂

Sofin-kisoa 🐷😋👌🏻. Iza koa no mankafy ?
22/08/2026

Sofin-kisoa 🐷😋👌🏻. Iza koa no mankafy ?

🐟 Ianareo ve rehefa manao trondro sauce dia endasinareo ny trondro vao atao sauce ? Ny ahy tiako kokoa ilay tsy endasina...
16/08/2026

🐟 Ianareo ve rehefa manao trondro sauce dia endasinareo ny trondro vao atao sauce ? Ny ahy tiako kokoa ilay tsy endasina fa manao sauce dia apetraka ilay trondro dia asiana rano. Indraindray (teto ohatra) dia tsy ataoko miaraka @ ilay sauce mialoha ny voatabia 🍅 fa izy mbola manta iny no alefako ao

🐷 inona no tianareo ihinanana azy io ? Vary maina, vary sosoa, vary @ anana, sa atao tsaky direct 😁 ?
15/08/2026

🐷 inona no tianareo ihinanana azy io ? Vary maina, vary sosoa, vary @ anana, sa atao tsaky direct 😁 ?

Inona no tianareo kokoa ? Izy atao vinaigrette fotsiny sa ilay sady asiana mayonnaise ? Ny ahy ilay vinaigrette + mayonn...
15/08/2026

Inona no tianareo kokoa ? Izy atao vinaigrette fotsiny sa ilay sady asiana mayonnaise ? Ny ahy ilay vinaigrette + mayonnaise

Fromage de tête vita avy amin’ny vavan’omby 😋
12/08/2026

Fromage de tête vita avy amin’ny vavan’omby 😋

Mendimendy tsara 😋
09/08/2026

Mendimendy tsara 😋

SAVIN-KENAInona @ omby moa izany izy ity ? Inona no fiantso azy @ teny frantsay ?Ianareo ve tia savin-kena ? Misy manao ...
06/08/2026

SAVIN-KENA
Inona @ omby moa izany izy ity ? Inona no fiantso azy @ teny frantsay ?
Ianareo ve tia savin-kena ? Misy manao brochettes izy io 👌🏻, fa ny mahazatra anay dia atao @ ron’anana, légumes rony, na ron-tsaramaso 😋

Tonga ihany ity ny zoma 😊. Ao @ Sôn 67ha io, ampitan’ny FLM
31/07/2026

Tonga ihany ity ny zoma 😊. Ao @ Sôn 67ha io, ampitan’ny FLM

Pavé de zébu et sa salade de cresson, moutarde et mayonnaise poivrée, riz blanc. Tena otrany mba hoe any @ resto rehefa ...
27/07/2026

Pavé de zébu et sa salade de cresson, moutarde et mayonnaise poivrée, riz blanc. Tena otrany mba hoe any @ resto rehefa atao an’izay 😁. Nilay kosa aloha e 😋, tiako mihitsy izy saignant io, ilay mayonnaise natao be poivre tsara 👌🏻. Tato an-trano io 😉

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341593676

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MoziKaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category