Mah Tsirou

Mah Tsirou Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah Tsirou, Restaurant, Ambohimanarina Anosivavaka, Antananarivo.

Teto izany dia tanteraka ilay teny hoe " FAHASOAVANA MIAMPY FAHASOAVANA " Gâteau réalisé pour une soutenance et un anniv...
15/09/2026

Teto izany dia tanteraka ilay teny hoe " FAHASOAVANA MIAMPY FAHASOAVANA "
Gâteau réalisé pour une soutenance et un anniversaire 🍰🍰

Encore félicitations et joyeux anniversaire 🎉🎉

MISAOTRA HATRANY ❤❤

Aleo asiana sary kely fa elaela tsy nisy sarin'ity olona ato ambadiky ity page ity tato 😍😍🌸Izy no mpandray appel🌸Izy no ...
15/09/2026

Aleo asiana sary kely fa elaela tsy nisy sarin'ity olona ato ambadiky ity page ity tato 😍😍

🌸Izy no mpandray appel
🌸Izy no mamaly ny MP anareo
🌸Izy no mandray ny commande sy mandamina an'ireny livraison ireny ( indraindray izy mandeha manao livraison mihintsy rehefa mietsika ny lohany) 😍
🌸Izy no miandraikitra ny sakafo rehetra rehefa manao évènement ( anniversaire, mariage,...)

oayyy be dia be izany tiako tenenina izany fa aleo aloha hatreo dia tohizana amin'ny manaraka. 😍
Bisouss ❤❤❤❤

Ho soa ny erinandro 🌸
14/09/2026

Ho soa ny erinandro 🌸

Mamy aniee izao 😍Fa efa sabotsy anakiroa aniee ry zareo no reservé ho an'ny volana décembre 2026 ehhh ❤❤❤Fa alohan'izay ...
12/09/2026

Mamy aniee izao 😍

Fa efa sabotsy anakiroa aniee ry zareo no reservé ho an'ny volana décembre 2026 ehhh ❤❤❤

Fa alohan'izay dia ampahafantarina anareo ihany hoe tsy disponible intsony ny daty 16,17,18,19 septembre sy ny 17 Octobre 2026.
Ireo no évènement somary lehibe ataonay fa ankoatran'ireo dia afaka miresaka ao amin'ny MP ianareo ho an'ny Gâteau d'anniversaire sy ny CAKE.

Mirary soa dia mirary faran'ny erinandro finaritra 🌸🌸

Toujours des gâteaux, toujours avec amour 😍😍Gâteau de fiançailles notanterahinay ny sabotsy 29 août 2026.Faly foana izah...
09/09/2026

Toujours des gâteaux, toujours avec amour 😍😍

Gâteau de fiançailles notanterahinay ny sabotsy 29 août 2026.

Faly foana izahay rehefa hoe izara ny mamy ho anareo 🌸

Misaotra mahatoky tompoko ❤❤❤

Réalisation du Vendredi 28 août 2026🌸  🍰🍰🍰  Rn4. Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha miasa sy fahatokisana tompoko ❤
08/09/2026

Réalisation du Vendredi 28 août 2026🌸
🍰🍰🍰

Rn4.

Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha miasa sy fahatokisana tompoko ❤

Coucou 😘Somary repotra kely amin'ny gâteau évènementiel sy prestations izahay dia tsy henoheno amin'ny publication fa et...
27/08/2026

Coucou 😘

Somary repotra kely amin'ny gâteau évènementiel sy prestations izahay dia tsy henoheno amin'ny publication fa eto foana ihany🌸

Mialatsiny amin'ireo MP taratara kely vao voavaly 😘

Misaotra mahatoky hatrany 🙏❤❤

Encore quelques images de notre prestation 🌸🌸🌸💟Prestation traiteur pour 40 personnes no nataonay teto. Ouiii tsy rehefa ...
20/08/2026

Encore quelques images de notre prestation 🌸🌸🌸

💟Prestation traiteur pour 40 personnes no nataonay teto.

Ouiii tsy rehefa évènement 100 personnes mahery ihany fa na amin'ny fihaonana tsotsotra toy ny réunion familiale sy anniversaire aza dia afaka mikarakara ny sakafonareo foana izahay) 😘







Mbola prestation traiteur hatrany 😍❤Rehefa tety akaiky tety izahay no nanatanteraka fiarahana taminareo ny sabotsy 15 ao...
19/08/2026

Mbola prestation traiteur hatrany 😍❤

Rehefa tety akaiky tety izahay no nanatanteraka fiarahana taminareo ny sabotsy 15 août dia nandeha lavidavitra kely ny Alahady 16 août 2026.

Mafimafy ny asa mifanesy kely toy izao fa isaorana an'i Jesoa manolotsaina amin'ny fandrindràna sy ny fanatanterahana rehetra 🙏🙏

🌸Prestation traiteur pour une belle rencontre en famille mamy kely 😍❤❤
(tena hoe nahafinaritra ny fiarahana)

Amin'ny fo feno fitiavana be no isaoranay anareo amin'ny fahatokisana apetrakareo aminay❤


☎0344878472/ 0340661972

Address

Ambohimanarina Anosivavaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah Tsirou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category