Vibes- By Mlle Maman

Vibes- By Mlle Maman Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vibes- By Mlle Maman, Restaurant, Ambodimanga Besarety, Antananarivo.

Retour en photo du TOTENY avec Ramjasy et son équipe.NIREHITRA NY SCÈNE EH 🔥 ! Fankasitrahana be no atolotra ho an'ireo ...
26/12/2023

Retour en photo du TOTENY avec Ramjasy et son équipe.

NIREHITRA NY SCÈNE EH 🔥 ! Fankasitrahana be no atolotra ho an'ireo Guest sy izay nanotrona rehetra 🙏

Ramjasy, Dô Andrianiony, Boka Rahaj, RAPO ATLAS, EKLYPS, BENSON 🙏❤️

Programme androany, 23 décembre 2023 ❤️‍🔥 Un Duo mitapy be entre un rappeur et un claviériste 🔥Ramjasy & Dô Andrianiony ...
23/12/2023

Programme androany, 23 décembre 2023 ❤️‍🔥

Un Duo mitapy be entre un rappeur et un claviériste 🔥
Ramjasy & Dô Andrianiony

Lieu: Vibes- By Mlle Maman
Heure: 15h15


Rehefa ZOMA tahak'izao dia misokatra ho an'ny rehetra izay tia mihira sy tia mitendry ny scène ❤️🎙️Androany izao dia mis...
22/12/2023

Rehefa ZOMA tahak'izao dia misokatra ho an'ny rehetra izay tia mihira sy tia mitendry ny scène ❤️🎙️

Androany izao dia misy "SOIRÉE RÉTRO" ato amin'ny Vibes- By Mlle Maman ✨
Malalaka be ny sehatra, avoay ilay talenta be any aminao fa aza manamenatsssa be eo tsoi 🤣

MISOKATRA MANOMBOKA AMIN'NY 13H KATRAMIN'NY 23H IZAHAY ANDROANY OOH ❤️

| Zoma roa anie sisa ee 🎉 |La fin d'année approche, venez nous rejoindre pour une soirée rétro ce Vendredi 22 Décembre à...
21/12/2023

| Zoma roa anie sisa ee 🎉 |

La fin d'année approche, venez nous rejoindre pour une soirée rétro ce Vendredi 22 Décembre à partir de 19h.

Avec qui ? Deux gars talentueux 🔥
Dô Andrianiony & Tahiry Andriamanoro, ils sauront nous enmener assez loin à travers les musiques du temps.


Réservez votre table dès maintenant pour une soirée mémorable. 🌟



📍Besarety Ambodimanga
☎️ 0382393058

21/12/2023

DA FETY BE DA FETY BEEE 🎉 !

Manomakomana hetsika isan-karazany ho anareo ny Vibes- By Mlle Maman amin'ity faraparan'ny taona ity 🥳❤️‍🔥

Araho tsy tapaka ny pejy dia inviteo ny namana i s'abonne ✨
Bisous jiaby mipôka be 😘 !

"TOTENY"Tontolon'ny RAP hafa indray no entin'i Ramjasy  & Dô Andrianiony  amin'ny Sabotsy 23 décembre 2023 🔥Misokatra ho...
19/12/2023

"TOTENY"

Tontolon'ny RAP hafa indray no entin'i Ramjasy & Dô Andrianiony amin'ny Sabotsy 23 décembre 2023 🔥

Misokatra ho an'ny rehetra ny sehatra aorian'ny fampisehoana ! Na mpitendry ianao; na mpihira; na rappeur; na mpanao slam, tongasoa jiaby 🎙️❤️‍🔥

PAF: 7000ar

19/12/2023

Hello. Nous sommes fermés aujourd'hui. On se voit demain !! ✨🥰

18/12/2023

Efa mba maheno fofona fety ihany ve sa hoe non senépaaa ? 😛

Raikitra ity ah 🔥Mitohy OPEN MIC avy hatrany 🎙️
16/12/2023

Raikitra ity ah 🔥
Mitohy OPEN MIC avy hatrany 🎙️

J-3 🔥

Vonjivonjeo ary fa efa vitsy ny tapakila, ny toerana ihany koa tena voafetra.
Manasa anao andefa Mp amin'i Aina Maharavo na ny pejy Vibes- By Mlle Maman ❤️

Misy GUEST SURPRISE ho avy. Tena hoe amin'ilay tsy ampozina fa 'ttention 🥳

📍 Besarety ambodimanga
☎️ 0382393058

Address

Ambodimanga Besarety
Antananarivo
101

Telephone

+261382393058

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vibes- By Mlle Maman posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category