08/09/2026
Hello 👋🏼👋🏼
Ndao hiaraka eto foana indray isika ☺️
✨ Niketrika mofomamy tsara kely ho anareo izahay dia izao indray vao tafaverina 😉
Mankasitraka hatrany ireo nahatoky tao ambadika tao 🙏🏼🙏🏼
Aza miala lavitra ary fa maro be ny zava-baovao nomaninay ho anareo ao e! Ny tsiro nahafantarana anay tsy miova fa niampy indray ❤️❤️
👉🏼 Ataontsika 3 Andro mialoha ny fandraisana commande aloha fa araraoty ary 🍰
Contact tsy miova : 0346145699 / 0342818674