22/08/2026
🔥 EFA RAIKITRA ny aty.
🙏 Mahafinaritra ery mahita anareo mifampizara fotoana matsiro ohatran'izao.
😁 Ity zandrikely ity sady anniversaire-ny anio no azy irery io La BOX io.
✨✨ Mirary fety sambatra avy aty amin'ny ekipan'ny KFC Madagascar o. 🥳🥳🥳
💯 Aza adino fa mitohy koa ny lalao Buzzer ato, mihinana KFC MAIMAIMPOANA raha tsara vintana.
👋 Ary ianareo ? Tongavaaaa fa efa miandry ny aty o.