Poissonnerie-madio

Poissonnerie-madio Facilitez vous la vie, faites vous livrer, appelez nous !

Manao salama antsika iaby ! Arrivage calmar 0345031632 - 0347327525
04/09/2026

Manao salama antsika iaby !

Arrivage calmar
0345031632 - 0347327525

14/08/2026

Mitady laoka matsiro sa tsaky tsara amin’ity faran’ny herinandro ity? 😋

Efa tonga ny trondro vaovao, tsara kalitao ary tena mety amin’ny sakafo tianao.

🍚 Atao laoka miaraka amin’ny vary
🍋 Na atao tsaky matsiro miaraka amin’ny saosy tianao

👉 Aza miandry ho lany vao mitady! Misafidiana dieny izao dia ataovy matsiro ny week-end-nao. 🐟❤️

📩 Mandefasa hafatra raha te hanafatra.
☎️0347327525- 0325291960- 0346031632
Toerana: 67ha ampitany Little Asia

02/08/2026
02/08/2026

🐟 Vaovao be e! Misokatra izahay androany Alahady! 😄

Aza avela hisotro rano irery ny vary an-trano! 😅
Tongava haka trondro vaovao sy matsiro ato aminay.

⏰ Miandry anareo izahay hatramin’ny amin’ny 12 ora atoandro.

Tongava dieny mbola tsy lany, fa ny trondro tsy mahay miandry mpanjifa! 😂🐟

📍Tongava fa vonona handray anareo am-pitsikiana izahay!
Contact: 0345031632/0325291950

Tonga vao izao ato amin’ny POISSONNERIE MADIO ny:🐟 LANORA na KIKAO: 15.000Ar🐟 AMBORAMASAKY: 16.000Ar🐙 Horita: 18.000Ar✨ ...
15/07/2026

Tonga vao izao ato amin’ny POISSONNERIE MADIO ny:

🐟 LANORA na KIKAO: 15.000Ar
🐟 AMBORAMASAKY: 16.000Ar
🐙 Horita: 18.000Ar

✨ Trondro vaovao, madio, ary kalitao, voafantina tsara ho an’ny sakafo matsiro sy mahasalama.

💚 Fantatrao ve?
Ny trondro dia manankarena Omega-3, proteinina, ary otrikaina ilain’ny vatana. Manampy amin’ny fahasalaman’ny fo sy ny atidoha, mampatanjaka ny hery fiarovan’ny tena, ary safidy tsara ho an’ny sakafo ara-pahasalamana ho an’ny ankohonana manontolo.

📍 Toerana: 67Ha Apitany Little Asia.

☎️ 034 50 316 32
☎️ 032 52 919 50
☎️ 034 73 275 25

⏰ Aza tara fa voafetra ny entana ary lany haingana!

💙 POISSONNERIE MADIO
“Ny fahadiovana sy ny kalitao no antoky ny fahafaham-ponao.” 🐟

Manao salama antsika iaby rolahy ! 🎉🎊 AKATOKIN’NY FETY! 🎊🎉Mitady hazandranomasina vaovao sy matsiro ho an’ny fety ve ian...
25/06/2026

Manao salama antsika iaby rolahy !

🎉🎊 AKATOKIN’NY FETY! 🎊🎉

Mitady hazandranomasina vaovao sy matsiro ho an’ny fety ve ianao?

🐟 Trondro vaovao
🦐 crevette
🦑 calmars
🌊 Hazandranomasina kalitao tsara sy voafantina

✅ Vaovao sy madio
✅ Vidiny mirary
✅ Mety amin’ny lanonana sy fety rehetra

📞 Manaova commande dieny izao fa voafetra ny tahiry!

🎁 Misy fihenam-bidy manokana ho an’ny commande betsaka.

📍 Toerana: 67ha nord-est ampitany police 7em
📲 Antsoy : 0345031632 / 0325291950

“Ataovy matsiro sy manokana ny fetinao miaraka amin’ny hazandranomasina kalitao!” 🌊🐟🦐

Manao salama antsika iaby Arrivage Horita 0345031632 - 0325291950
11/06/2026

Manao salama antsika iaby
Arrivage Horita

0345031632 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Hoantsika izay tsy nahazo le tamy farany ! Tonga ny arrivage tête de calmars tsika 034503163...
23/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Hoantsika izay tsy nahazo le tamy farany !

Tonga ny arrivage tête de calmars tsika

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Arrivage calmar .0345031632 - 0347327525 - 0325291950
21/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Arrivage calmar .

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Entana vaovao hatrany no entina amintsika anio 0345031632 - 0347327525 - 0325291950
20/05/2026

Manao salama antsika iaby !
Entana vaovao hatrany no entina amintsika anio

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

Address

67Ha Nord-est
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347327525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poissonnerie-madio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Poissonnerie-madio:

Shortcuts

Share