PassionNael

PassionNael Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PassionNael, Dessert Shop, Antananarivo.

🎂Mandray commande gateaux (moka, red velvet, entremets, etc…)
🍢Manao petits fours sy mignardises (tartelettes, croustades, bries, feuilletés, quiches, mini burger, mini pizza, etc…)
🍩Manao goûters isan-karazany (donuts, churros, gaufres, cannelés,etc…)

30/08/2026

Bon Dimanche 🥰

Mandray commande hatrany izahay 🥰📲WhatsApp 034 86 326 22🍀PassionNael , Le goût de ma passion🍀
29/08/2026

Mandray commande hatrany izahay 🥰

📲WhatsApp 034 86 326 22

🍀PassionNael , Le goût de ma passion🍀

Bonjour 🥰🥰Ho anareo maniry hanao commande gateau ato @ PassionNael 🙂🥳Tongasoa  tompoko 🥰🥳Mba alefa 3 andro mialoha ny co...
21/08/2026

Bonjour 🥰🥰

Ho anareo maniry hanao commande gateau ato @ PassionNael 🙂

🥳Tongasoa tompoko 🥰

🥳Mba alefa 3 andro mialoha ny commande satria:

✅Ny akora ampiasaina dia misy tsy afaka tehirizina maharitra , anisan’ izany ny atody mila vaovao, ny lafarinina tsy afaka apetraka ela, ny voankazo ampiasaina mila vaovao, sns …

✅Mbola misy atao commande ny akora hafa ampiasaina : ny décoration, ny papier azyme, ny douille ampiasaina matetika special kely dia mbola vidina, ny beurre sy ny chocolat de couverture indraindray tsy misy eo no hoe eo fa hoe miverena rahampitso fa lany, any @ fakana mahazatra, sns…

✅Mila manao sary manokana ilay mofomamy hotanterahina mba ahafantarana ny akora rehetra ilaina Manomboka hatr@ voalohany, ka hatrany @ décoration sy ny carton , mialohan’ ny hiantsenana .

😊Satrinay tokoa handray ny commande-nareo rehefa ilay miteny iny ianareo hoe “ ilaina rahampitso ilay izy” .

Tianay ianareo 😊dia mba tianay ho samy afa-po na izahay manatanteraka ilay asa, na ianareo manjifa sy mihinana ny asa tananay 👌

Zany an 🥰

WhatsApp 📲034 86 326 22

Page: PassionNael

Mirary soa tompoko 🍀💐🥰

21/08/2026



PassionNael

🎂Gateau Red Velvet 🎂Io hono no commande-ny , atao simple ny décoration fa ny goût gateau Red Velvet no tena mba tadiavin...
19/08/2026

🎂Gateau Red Velvet 🎂

Io hono no commande-ny , atao simple ny décoration fa ny goût gateau Red Velvet no tena mba tadiaviny satria efa ela tsy nihinana an’izany izy🥰

Dia io ary 🥳🥳🥳

📲WhatsApp 034 86 326 22 hatrany no ifandraisantsika @ commande



Mirary soa hatrany tompoko 😊Mankasitraka indrindra hatrany @ commande🙏🏼✅Hoanareo te hanao commande gateaux ato  dia afak...
17/08/2026

Mirary soa hatrany tompoko 😊

Mankasitraka indrindra hatrany @ commande🙏🏼

✅Hoanareo te hanao commande gateaux ato dia afaka miafampiresaka ao @ mp hatrany 😊

📲WhatsApp 034 86 326 22


🥰Gâteaux aux chocolats 🥰Mandray commande hatrany izahay 📲Whatsapp 034 86 326 22
21/07/2026

🥰Gâteaux aux chocolats 🥰

Mandray commande hatrany izahay 📲

Whatsapp 034 86 326 22

 🎂Mandray commande hatrany izahay 🎂📲034 86 326 22(Whatsapp)
20/07/2026



🎂Mandray commande hatrany izahay 🎂

📲034 86 326 22(Whatsapp)

📲 whatsapp 034 86 326 22Commande 2 jours avant
18/07/2026

📲 whatsapp 034 86 326 22

Commande 2 jours avant

21/06/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261348632622

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PassionNael posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category