Sakafo Tafo Bozaka

Sakafo Tafo Bozaka Manandratra ny vokatra Malagasy @ fanajana ny akora ampiasaina sy ny fahadiovana no tena himasoanay !
034 09 344 67
032 05 464 06
033 84 567 78
(1)

13/09/2026
Angalàna Homologation Record sa Tsia ?Ny sasany mantsy mba nampiseho ny Lava indrindra nefa be mpitia koa ny Ngeza indri...
23/06/2026

Angalàna Homologation Record sa Tsia ?

Ny sasany mantsy mba nampiseho ny Lava indrindra nefa be mpitia koa ny Ngeza indrindra ! (io izy akaikin'ny Standard fanaonay)
KOBA VOANJO 100% Tsy Misy Sisiny Diametre 35 cms milanja 65 kgs

Efa betsaka ny tonga maka sary miaraka aminy e !

Zany ny mahay mankafy fiainana ....
15/12/2025

Zany ny mahay mankafy fiainana ....

07/12/2025

Mankasitraka hatrany !Aza misalasala mitsy raha misy tokony ahitsy fa tsy misorona isika @ kalitao omena anareo ! Tafo B...
25/09/2025

Mankasitraka hatrany !
Aza misalasala mitsy raha misy tokony ahitsy fa tsy misorona isika @ kalitao omena anareo !
Tafo Bozaka Sakafo

Mazoto manafatra vokatra mitsy ianareo ao Fianarantsoa ao ka ! Mankasitraka e !Tafo Bozaka Sakafo
14/09/2025

Mazoto manafatra vokatra mitsy ianareo ao Fianarantsoa ao ka ! Mankasitraka e !
Tafo Bozaka Sakafo

Misaotra anareo nandalo tao Ankadifotsy e !
23/08/2025

Misaotra anareo nandalo tao Ankadifotsy e !

Address

Rue Rakoto De Monplaisir Ankadifotsy Na
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Telephone

+261340934467

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Tafo Bozaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sakafo Tafo Bozaka:

Shortcuts

Share