Mikaly Tsika

Mikaly Tsika Une petite faim ? Pas de panique !

Mikalytsika vous régale avec ses spécialités variées. 🍽️

🚚 Livraisons : Du Mardi au Samedi.

🛑 Repos hebdomadaire : Lundi et Dimanche (Pas de livraison)

Passez commande dès maintenant !"

19/09/2026

🔴 ity no tena tsy misangy ko ilay vazaha fa fenotsara ny tige an 😂

Aiza nareo no mihinana brochette matsiro zareo ?

📸 Vidéo nindramina

🔴 Weekend ao antrano , goûté, sns ✅Manafàra avy hatrany 💥💥 fa  mahazo matsiro  tsara toy izao koa  ianao ✅anaty  ny page...
18/09/2026

🔴 Weekend ao antrano , goûté, sns
✅Manafàra avy hatrany 💥💥
fa mahazo matsiro tsara toy izao koa ianao

✅anaty ny pagen 'ny Mikaly Tsika , misy sakafo betsaka isafidiananao 🥰

livraison à partir de 10h à 17 h

16/09/2026

Indraidray tokoa anie afaka ovaina ny paoziny e 🥔🥔🥔

16/07/2026

🥰 Iza daholo no te ahita hoe ahoana izany kabary bilingue izany ?

asina j 'aime ity publication anizareo ity Dia suivie ny page SAM Mpikabary _Orateur Bilingue 🥰🥰

12/07/2026

🍅🍅Voatabia sy tongolo 🧅🧅
manatsara sy mampitombo ny hery fiarovana

🔥  🔥 Inona re no afaka ampiarahina Amin 'ity vomanga ity e ? ❄️  Sa Dia hoanina Amin 'izao 🤣
11/07/2026

🔥 🔥 Inona re no afaka ampiarahina Amin 'ity vomanga ity e ?

❄️ Sa Dia hoanina Amin 'izao 🤣

😋 ZOMA ✅ mahazo livraison gratuite izay te ihinana Ireto rahampitso  🛵 Any ampiasana , any antrano n 'aiza n 'aiza alefa...
09/07/2026

😋 ZOMA ✅ mahazo livraison gratuite izay te ihinana Ireto rahampitso
🛵 Any ampiasana , any antrano n 'aiza n 'aiza alefaso dieny izao 😋

💢 Raha rahampitso mihintsy vao micommande Dia + frais de livraison 💢

✅ efa misy couvert 🍴🍴 sy barquette

🛵🛵 Livraison de 10h à 17h 📩📩

misy sakafo hafa afaka isafidianana daholo Amin 'ny sary eto Amin 'ny page ✅

🙂 Mitady ✅ MBA mangataka  recommandation Iza na aiza no misy ? sady manao livraison svp 🙏
07/07/2026

🙂 Mitady ✅ MBA mangataka recommandation Iza na aiza no misy ? sady manao livraison svp 🙏

07/07/2026

Vary mafilotra
soupe mafilotra
Laoka mafilotra .... inona koa mafilotra efa enonareo? 😀

😅 Nareo  vé rehefa mihinana lasopy Dia lay atao bebe ròny sa garniture no tena tadiavinareo ?
06/07/2026

😅 Nareo vé rehefa mihinana lasopy Dia lay atao bebe ròny sa garniture no tena tadiavinareo ?

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261342104504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikaly Tsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category