Salé Sucré Dark

Salé Sucré Dark Cuisine salée Sucré, fait maison, destiné a satisfaire tout le monde a la qualité et quantité, No régime !

Combo parfait indray ity anh😆Steak Frites Salades 😋Iza no tia? Manao livraison ihany ko zahay😇
14/01/2026

Combo parfait indray ity anh😆
Steak Frites Salades 😋
Iza no tia?
Manao livraison ihany ko zahay😇

Hello 🥰 Te hihinana pizza hono ny ankizy kanefa mandreraka Ihany ny mikarakara pâte à pizza 😅Dia raikitra ary fa nandram...
08/01/2026

Hello 🥰
Te hihinana pizza hono ny ankizy kanefa mandreraka Ihany ny mikarakara pâte à pizza 😅
Dia raikitra ary fa nandramana natao tamin'ny pain demi 🥰
Fa tena matsiro anh 😆😋

Ingrédients ao anaty commentaires 😉

👍 Abonneo ny page raha mahaliana anao ny publication avaokanay ☺️

Ho anareo tia handrankandrana😆 😇Ity misy hamburger Garnie 🍔🏷️6000Ar fotsiny ny vidinytsy paokaty izy io anh 😉 ary bé may...
06/01/2026

Ho anareo tia handrankandrana😆 😇
Ity misy hamburger Garnie 🍔

🏷️6000Ar fotsiny ny vidiny

tsy paokaty izy io anh 😉 ary bé mayonnaise amin'ilay mampilendalenda

Alefaso ary ny commande raha te hanandrana 👇
📞 033 84 237 81

Alefako ato aminommentaire inona avy ny ingrédients ao anatiny 😉

Mitohy hatrany ny lalao miaraka amin'ny Salé sucré dark 🥳🎁 Loka 3 no ho zaraina🥇Loka voalohany : Hamburger 🥈Loka faharoa...
04/01/2026

Mitohy hatrany ny lalao miaraka amin'ny Salé sucré dark 🥳

🎁 Loka 3 no ho zaraina

🥇Loka voalohany : Hamburger

🥈Loka faharoa :
Sandwich oeuf sur plat

🥉Loka fahatelo :
Sandwich Mortadelle sans porc

🕖 Fissarihana ny 10 Janvier 2026 @ 7 ora ariva

📌 Conditions à remplir
1️⃣ Abonneo ny page Salé Sucré Dark
2️⃣ Asio j'aime ity publication ity
3️⃣ Partageo en mode public sy groupe 3 (alefaso capture par MP)
4️⃣ Commenteo "Je participe" ary mentionneo ny namana 5

Mandraisa anjara sao Dia MBA ianao no tsara vintana ✨

Mitohy hatrany ny lalao miaraka aminay 😁Tsindrina Ilay sary. Dia arahana tsara ny torolalana. Loka voalohany :Hamburger ...
01/01/2026

Mitohy hatrany ny lalao miaraka aminay 😁
Tsindrina Ilay sary. Dia arahana tsara ny torolalana.

Loka voalohany :Hamburger (Tsisy kisoa)
Loka faharoa: Sandwich aux oeufs (tsisy kisoa)
Loka fahatelo: sandwich nature (tsisy kisoa)

Mandraisa anjara ary sao Dia ianao no tsara vintana ✨

✨ Hello la famille 🥰 ✨Nous tenons à vous souhaiter tout spécialement une bonne et heureuse année 2026 🎉Que cette nouvell...
01/01/2026

✨ Hello la famille 🥰 ✨

Nous tenons à vous souhaiter tout spécialement une bonne et heureuse année 2026 🎉
Que cette nouvelle année nous apporte à tous santé, succès, argent et joie 😘

🎊 Pour bien commencer 2026, on vous gâte avec un petit jeu concours 😁

👇 3 lots à gagner 👇

🥇 1er lot :
🍔 Hamburger (pain burger, salade, tomate, steak, fromage et mayonnaise faite maison)

🥈 2e lot :
🥪 Sandwich œuf sur plat (pain, salade, tomate, mortadelle sans porc, œuf sur plat, mayonnaise faite maison)

🥉 3e lot :
🥪 Sandwich simple (pain, salade, tomate, mortadelle sans porc, mayonnaise faite maison)

📌 Conditions pour participer :
1️⃣ Abonnez-vous à notre page
2️⃣ Aimez cette publication
3️⃣ Partagez-la sur votre mur en mode public et dans 3 groupes de votre choix (capture à envoyer en MP)
4️⃣ Commentez « Je participe » et mentionnez 5 amis

📆 Tirage au sort :
👉 Samedi 10 janvier 2026 à 19h

📢 Les 3 gagnants seront annoncés sur notre page

⌨️ À vos claviers ☺️








Raikitra ti anh 😆🥰😘 Mamy ery mikarakara sakafo hoan'ny fianakavina 😇 ampitiavana foana eh 🥰Bonne fête de fin d'année 202...
31/12/2025

Raikitra ti anh 😆🥰😘
Mamy ery mikarakara sakafo hoan'ny fianakavina 😇 ampitiavana foana eh 🥰

Bonne fête de fin d'année 2025 oh ✨ Dia samy ho tratry n'y taona vaovao 2026 😁

#2025 #2026

Tratry ny farany daholo tsika rehetra oh 🥰 Dia samy ho tratry n'y taona vaovao 2026 😘Ny fandraisana commande mo zan Dia ...
31/12/2025

Tratry ny farany daholo tsika rehetra oh 🥰 Dia samy ho tratry n'y taona vaovao 2026 😘
Ny fandraisana commande mo zan Dia mitohy fon ho anareo izay te hanao fety 🍔😁

29/12/2025

Le burger qui fait craquer ��
A 6000ar
Livraison Partout à tana
Nombre de commande minimum pour la livraison 02

Passez votre commande par Mp ou au numéro 0338423781

Ahoana no itiavanareo ny mayonnaise matetika? 😋Ny ahy manokana Zao arakaraka ny hihinana azy fa toujours fait maison 🥰👉 ...
28/12/2025

Ahoana no itiavanareo ny mayonnaise matetika? 😋

Ny ahy manokana Zao arakaraka ny hihinana azy fa toujours fait maison 🥰
👉 Raha hoanina amin'ny frite Dia bien consistant
👉 Raha atao anaty burger na sandwich Dia Ilay somary mitsoranoka 😆 Plus juteuses

A vos clavier 😁 👇

Address

Lot 107 G Bis Ambohibao Antehiroka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261338423781

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Salé Sucré Dark posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Salé Sucré Dark:

Shortcuts

Share