Restaurant Varongy

Restaurant Varongy - Restauration
- Fast food (tacos, pizza, panini, hamburger)

Mangatsitsika sy manorana ilay andro,Ito ny anay tena mba tinay rehefa toy izao ny andro.HummmMatsiro be amin'izao andro...
25/01/2023

Mangatsitsika sy manorana ilay andro,
Ito ny anay tena mba tinay rehefa toy izao ny andro.

Hummm
Matsiro be amin'izao andro izao.

Alahady matsiro 👌Ndao indray ary e, misokatra izahay ny Alahady.Ety Ambohimanarina hatrany.Mirary tontolo andro mahafina...
15/01/2023

Alahady matsiro 👌

Ndao indray ary e, misokatra izahay ny Alahady.
Ety Ambohimanarina hatrany.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo izahay e

Iza no mitovy aminay Tia couscous?🍽️🍗Couscous poulet merguez 🍗🍽️📍Restaurant Varongy Ambohimanarina
13/01/2023

Iza no mitovy aminay Tia couscous?

🍽️🍗Couscous poulet merguez 🍗🍽️

📍Restaurant Varongy Ambohimanarina

Salama daholo indray isika rehetra, efa ela izay tsy nihaonana izay 😊.Tonga indray ary izahay miaraka amin'ny tolotra va...
13/01/2023

Salama daholo indray isika rehetra, efa ela izay tsy nihaonana izay 😊.
Tonga indray ary izahay miaraka amin'ny tolotra vaovao sy toerana vaovao (Ambohimanarina) amin'ity taona vaovao ity 😊.
Araho hatrany ary ny pejy ❤️

13/01/2023

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:30 - 21:00
Tuesday 10:30 - 21:00
Wednesday 10:30 - 21:00
Thursday 10:30 - 21:00
Friday 10:30 - 21:00
Sunday 10:30 - 21:00

Telephone

+261346323637

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Varongy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share