06/09/2026
🤣 MATETIKA BE MPANONTANY!!!
❓« Fa aiza ilay mitsofoka eo aminareo? »
❓« Tsy hitanay mihitsy ilay plaque azafady…..» 😭😂
👉 VALINY 👇👇
JUSTE EO @ ILAY MISY OLONA BE DIA BE IO EEEH! 😂😂
Fa ny olana…..🤪 fanantonan’izy ireo akanjo ilay plaque ka lasa tsy hita intsony 🤣🤣🤣
📸 Sary indrana an’i VH Andriamarotsihoarana
👉 ilay vidéo guide, ataoko ao @ commentaire azafady ☺️