Sera sakafo en ligne

Sera sakafo en ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera sakafo en ligne, Restaurant, Andoharanofotsy.

Faly miarahaba atsika tsiray2 avy nahatratra izao taona vaovao izao indray izahay tompoko.Ndao hiantsena eee !Ho fanampi...
05/01/2022

Faly miarahaba atsika tsiray2 avy nahatratra izao taona vaovao izao indray izahay tompoko.
Ndao hiantsena eee !
Ho fanampina atsika tsy te ivoboka sy ifangaroharo be valan'aretina miparitaka b izao dia vonona izahay iantsena ho anareo.Ianareo no manao liste izay sakafo ilainareo,izahay kosa miantsena.
Ndao ary,toy izao ilay izy
Pack herinandro na miotra araka fitsitsinao.Izay ahitanao 5 legumes aux choix, voamaina 2kp, henomby na henakisoa na poulet de chair 1/2kg, 2 choix de fruit de saisons , ampina fefany 1 izay mety ( tomate na tongolo na citron na tongolo gasy na sakamalao na kotomila/persil/tongolo maintso)
Ireto le choix ana legumes ra mbola misy ts tafiditra dia teneno: carotte,ovy,haricovert,poirreaux,courgette,voatavo,sosety,laisoa,choux fleur,brocolis,anana,ravitoto
Ny voamaina:tsaramaso maina/lena,voanjobory,kabaro,tsiasisa.
Ireo pack ireo tompoko no 30.000ar haveriko ihany 30.000ar ra tsy henomby na kisoa na akoho no tadiavinao fa crevette na trondro dia 35000ar.Ankotranireo afaka mandefa commande ianao.Midira mp ra toa ka liana sy hanao commande tompoko.1andro mialo atrany.Afaka amboarina koa io ra tsy tia legumes betsaka fa fruit ohatra no atao maro na voamaina araka2.

04/12/2020

Faly miarahaba anareo ny sera sakafo ,betsaka t@nareo nanontany anay tompoko ny menu ato d indro ar omeko sy hazavaiko.
Mbola en ligne ihany tompoko nenay atreto ar livrena ny sakafo ho anle manontany toerana matetika.
serasera azy dia tsy mijanona ho any menu tokana ihany zay fa afak mandray proposition sakafo av ko d afaka ataonay.
Ho anao sahirana tsisy fotoana ikara2na sakafo atoandronao dia afaka ataonay ihany koa zany
Menu nahandro gasy mahavoky ( vary+ laoka+lasary+dessert )
Mine-sao (simple,garnie)
Godro2 ( nature,au coco)
Sandwich sy ny maro tsy voatanisa satria tsy dia mijanona menu ray izahay fa araka2 filan'olona.
Aza misala2 manontany tompoko ra misy manitikitika anareo fa vonona izahay ihaino anareo.Mankasitraka tompoko.

02/08/2020
CC,@ zao confinement zao de faly zay manolotra anareo godro2 matsirob atao gouté @ prix confinement ihany koa.Godro2 nat...
02/08/2020

CC,@ zao confinement zao de faly zay manolotra anareo godro2 matsirob atao gouté @ prix confinement ihany koa.
Godro2 nature: 5000Ar
Godro2 au coco: 8000Ar
Axe: Andoharanofotsy
Aza tara ary mandefa commande e :)

Qui a faim? N'oubliez pas de commander  # chez sera sakafo en ligne  # sandwich avec accompagnement frite le tout seulem...
16/07/2020

Qui a faim? N'oubliez pas de commander # chez sera sakafo en ligne # sandwich avec accompagnement frite le tout seulement à 4000Ar. Livraison gratuit # Axe : Andoharanofotsy # Veuillez passer votre commande 1jours avant s'il vous plait.

Address

Andoharanofotsy
101

Telephone

0340100302

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera sakafo en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category