Restaurant Charlie Ampefy

Restaurant Charlie Ampefy Spécialité plat malagasy

04/09/2026

Poulet au coco 😝
Tilapia au coco à Ampefy
Restaurant Charlie ampefy 😍

21/08/2026
Atombohy amin’ny petit déjeuner matsiro, mafana ary voaomana am-pitiavana ny andronao ao amin’ny Restaurant Charlie Ampe...
15/08/2026

Atombohy amin’ny petit déjeuner matsiro, mafana ary voaomana am-pitiavana ny andronao ao amin’ny Restaurant Charlie Ampefy ❤️🔥

Manolotra safidy isan-karazany izahay,

🍚 Sakafo mafana

* Vary amin’anana
* Vary soa
* Soupe tongotromby
* Soupe jarret

☕ Boissons chaudes

* Café
* Chocolat chaud
* Dité
* Lait entier
* Thé gingembre, citron & miel

🥐 Classiques du petit déjeuner

* Pain, beurre & confiture
* Croissant
* Pain au choco
🍓Salade de fruit 🍇🍌🍊🍏🍓

⭐ Ary ireo spécialités mampiavaka an’i Restaurant Charlie
Ny maraina dia mbola ahitana hatrany ireo m**o Akondro , makasoka ary m**o baolina mafana, izay isan’ireo tsiro tena ankafizin’ny mpanjifa anay.

Ao amin’ny Restaurant Charlie, ny tanjonay dia ny hanolotra petit déjeuner tsotra, matsiro, ary kalitao, mifanaraka amin’ny tsiro sy safidin’ny tsirairay.

📍 Restaurant Charlie – Ampefy
Ny maraina tsara dia manomboka amin’ny sakafo tsara. ☕🥐✨

26/07/2026

Tonga ny fialan-tsasatra! 🌿

Raha mandalo aty Ampefy ianareo mandritra izao vacances izao, dia manasa anareo hisakafo ato amin’ny Restaurant Charlie.

Manolotra sakafo nahandro gasy sy sakafo à la carte izahay, voakarakara tsara mba hahafapo ny tsiron’ny rehetra.

Toerana milamina sy malalaka, mety tsara handraisana fianakaviana, namana ary vondrona.

🕖 Misokatra isan’andro (7j/7) izahay, manomboka amin’ny 7 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora alina (22h00).

🚗 Manana parking malalaka ho an’ny mpanjifa.

Ary raha feno ny efitrano fandraisana mahazatra ao amin’ny Restaurant Charlie, dia efa vonona handray anareo ihany koa ny toerana faharoa, izay malalaka sy ahafahanareo misakafo am-pilaminana.

Tongava ary ankafizo ny tsiron’ny nahandro gasy ao amin’ny Restaurant Charlie. Faly izahay handray anareo!

📍 Restaurant Charlie – Ampefy

23/05/2026

📍 OUVERTURE – ANNEXE RESTAURANT CHARLIE AMPEFY

Faly izahay mampahafantatra anareo fa misokatra manomboka androany ny Annexe Restaurant Charlie Ampefy 🎉

✨ Toerana vaovao, malalaka kokoa ary mora idirana satria amoron-dalana.
🚗 Misy parking malalaka ho an’ny mpanjifa rehetra mba hahafahanareo mankafy ny fotoana am-pilaminana sy am-pahazoana aina.

🙏 Faly mandray anareo hatrany izahay, na ho an’ireo efa mpanjifa mahazatra na ireo vao hitsidika voalohany.

📌 Marihina ihany koa fa mbola misokatra hatrany ny Restaurant Charlie amin’ilay toerana efa mahazatra anareo hatrizay.

Tongava maro ary mankasitraka indrindra ny fitokisanareo ❤️

Address

Ampefy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Charlie Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category