18/03/2026
Ity indray zany ny pro 01 Mai zareo an👍🏾🤗
Iza no mankafy an zareo de inona ny hiranzareo tena tinareo????
Efa azo vidina dieny zao ny billet 😊
Izay lavitra afaka aterinay ny billet anareo😉
Ndaooooo ary ooooh🤗
🌞 Karà amin'ny Bord Ankadivory ambohimanga rova 🌞