Mi'Aina

Mi'Aina Tongasoa tompoko ❤️
Pejy natokana hizarana zavatra mahasoa, hivarotana zavatra mahasoa sy ara - pahasalamana , ary hizarana fampaherezana sy motivation.

Mankasitraka indrindra 🙂😘

Aza faly manenjika sy mitsaratsara ny hafa 🥹🙏Aleo mangina mba tsy handratra ny hafa fa maro ireo olona miatrika ady mafy...
01/06/2026

Aza faly manenjika sy mitsaratsara ny hafa 🥹🙏

Aleo mangina mba tsy handratra ny hafa fa maro ireo olona miatrika ady mafy irery 😔🙏

Mirary soa 💖

Mirary ny soa sy ny tsara ho an'ny reny rehetra ♥️♥️♥️Ho tahin'Andriamanitra manokana anie 🙏♥️😘
31/05/2026

Mirary ny soa sy ny tsara ho an'ny reny rehetra ♥️♥️♥️

Ho tahin'Andriamanitra manokana anie 🙏♥️😘

🎉🎉🎉🎉🎉Ity ary ny valin'ilay lalao e! 🥰🥰Arabaina ianareo 5 izay nahazo tamin'ity an ♥️ Ao aloha aingana manao présence ao ...
30/05/2026

🎉🎉🎉🎉🎉

Ity ary ny valin'ilay lalao e! 🥰🥰

Arabaina ianareo 5 izay nahazo tamin'ity an ♥️ Ao aloha aingana manao présence ao amin'ny commentaire 😁😅
(Afaka tonga dia miditra mp avy hatrany fa mba tokony voarainareo aingana ilay loka sao hoe atao cadeau an'i Neny 😁🥰)

Nisy olona 2 samy nahazo huile essentielle mitovy ao fa tsy maninona izany 😊😊

Aza miala lavitra fa hisy lalao matetika eto amin'ny pejy 💖😀 Eo fa izay hitanay fa tena mazoto mandray anjara sy manao partage dia tsy adinonay manokana 🙏😊

30/05/2026

Iza no efa maika ahita ny valin'ny lalao antsika !?? 😅🥰

Eo fa kely sisaaa. Dia tohizatsika matetika ny lalao ♥️

🎉 Andao isika hilalao ary fa maro be no mazoto e! 🎉Lalao natokana ho an'ny abonné izy ity ka raha tsy mbola mpanaraka ny...
28/05/2026

🎉 Andao isika hilalao ary fa maro be no mazoto e! 🎉

Lalao natokana ho an'ny abonné izy ity ka raha tsy mbola mpanaraka ny pejy ianao dia abonnéo aloha 🏃😅🥰

Mora kely ny fandraisana anjara :
- Manaova manome teny mamy firariantsoa ho an'i Neny fa tena mendrika izany zareo 🥹🙏♥️
- Mentionnéo ao amin'ny commentaire ny namanao 5 hanaraka ny pejy
- Partageo en mode public ity publication ity (Raha toa ka verrouillé ny profil anao dia partageo ao aminao na any amin'ny groupe dia captureo hoe nanao partage ianao)
- Soraty eo ambanin'izay hoe inona amin'ireto ny fanomezana tianao ho azo :
• Huile essentielle KATRAFAY
• Huile essentielle MANDRAVASAROTRA
• Huile essentielle CITRIODORA
• Huile essentielle YLANG-YLANG
• Savon de charbon Mi'Aina
• Mi'Aina BIKA (Baume amincissant)

Izany hoe olona 6 be izao no hahazo fanomezana 1 avy izany (izay tinareo amin'ireo) 😯😯😍
=> Afaka manao commentaires betsaka fa olona samihafa no mentionné - na an 🥰🥰🥰

Amin'ny Samedi 30 Mai 2026 à 19h30 avoakatsika eto izay 6 tsara vintana hahazo ny loka 💖
Ndao ary 😘😘😘

28/05/2026

Tinareo ve raha hanao jeux hizara FANOMEZANA kely ho an'i Neny isika?
🙂♥️

27/05/2026

Aza misaina hoe tsy vitanao io. Vitanao io satria ianao miaraka amin'Andriamanitra
🙏🙏🙏

12/05/2026

Manana ny fotoana mety indrindra hamaliana ny vavakao Andriamanitra 🙏♥️

04/05/2026

Tian'Andriamanitra isika hatoky Azy eo am-pamakivakiana ny fiainana.

  Fanafody natoraly tena manampy antsika amin'ireto aretina ireto :- Gripa- Sery- Kohaka- Sinusite- Loha marary - Tenda ...
20/04/2026


Fanafody natoraly tena manampy antsika amin'ireto aretina ireto :
- Gripa
- Sery
- Kohaka
- Sinusite
- Loha marary
- Tenda marary
- Mangotsoka
- Rivotra ao amin'ny kibo
- Tsy mahalevon-kanina
- Fery
- May

=> Lazao aminay hoe inona amin'ireo no mahazo anao mba ahafahanay manoro ny fampiasana azy 👌🙂😊
Tena ity AKASIA ity fa aza misalasala manandrana 🙏🥰
(Izao anie reto izy ity vao tonga eto @ facebook fa izay tonga dia lany avy hatrany e! 😅 Araraoty amin'izay aingana 😁🥰)

Prix : 10.000 ar monja 😊

Address

Ambohibao

Telephone

+261389481697

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share