Bola's

Bola's 📞Mahitsy 0384839999

❤️Misokatra ny restaurant bola’s Mahitsy rampitso Alahady 🥰😘 Manomboka amin’ny 3 ora tolakandro hatramin’ny 8ora alina 😘...
26/09/2026

❤️Misokatra ny restaurant bola’s Mahitsy rampitso Alahady 🥰😘

Manomboka amin’ny 3 ora tolakandro hatramin’ny 8ora alina 😘

Mankasitraka daholo ❤️

🥰 Misokatra ny Restaurant bola’s mahitsy rahampitso 25 septembre 🥰 Misokatra amin’ny 10ora maraina hatramin’ny 8 ora ali...
24/09/2026

🥰 Misokatra ny Restaurant bola’s mahitsy rahampitso 25 septembre 🥰

Misokatra amin’ny 10ora maraina hatramin’ny 8 ora alina 😍

😍Andao Hanalazy amin’ny sakafo fa Alahady ny andro 😂🥰👌 Misokatra ny Restaurant Bola’s Mahitsy anio amin’ny 3ora tolakand...
20/09/2026

😍Andao Hanalazy amin’ny sakafo fa Alahady ny andro 😂🥰

👌 Misokatra ny Restaurant Bola’s Mahitsy anio amin’ny 3ora tolakandro hatramin’ny 8 ora alina 🤤

😍Mentionnéo ilay namanao tokony hiaraka hisakafo aminao ato amin’ny bola’s ary fa hahazo Tacos 3 Viandes izay tsara vintana 😘

🤤🤤Ity soupe ity koussa aloha tena mety amin’izao andro mangatsiaka manerikerika izao e 🥰 Dia mbola promotion izy amin’it...
15/09/2026

🤤🤤Ity soupe ity koussa aloha tena mety amin’izao andro mangatsiaka manerikerika izao e 🥰

Dia mbola promotion izy amin’ity anio ity hatramin’ny 20h 🥰🤤

Soupe bola’s lasa 12.000ar au lieu de 15.000ar 😍

Aingana ary fa sao tsy mahatratra indray 😘

10/09/2026

Araraoty dieny mbola miaina 🥰
Ataovy izay raha tian’ny aina 🥰

Fa matsiro be koussa aloha le composé e sy tsakitsaky ato e 🤤🤤🥰

Ao amin’ny Bola's Mahitsy no misy azy 🤤🤤

‼️Vokatra vaovao be ato amin’ny bola’s tsakitsaky 🥰 Composé mafilotra amin’ny vidiny mirary dia mirary 🤤🤤2000ar sy 4000a...
04/09/2026

‼️Vokatra vaovao be ato amin’ny bola’s tsakitsaky 🥰
Composé mafilotra amin’ny vidiny mirary dia mirary 🤤🤤

2000ar sy 4000ar 🥰 ( salade de pate, salade de poulet, misao , achard, salade de museau, ordeuvre , choux fleur, …)

Misokatra amin’ny 10ora maraina hatramin’ny 8 ora alina

Tsy mitsahatra manome fahafahampo ho anareo ny Equipen’ny Bola’s 🙏😍

📞 0384839999

‼️Alerte ‼️🥰 Vente flash tsy misy otran’ity 🤤🤤Izao 11h hatramin’ny 13h ihany 😍🫣😲Misao bola’s 10.000ar au lieu de 15.000a...
07/08/2026

‼️Alerte ‼️

🥰 Vente flash tsy misy otran’ity 🤤🤤

Izao 11h hatramin’ny 13h ihany 😍🫣

😲Misao bola’s 10.000ar au lieu de 15.000ar
😲Soupe bola’s 10.000ar au lieu de 15.000ar
😲 Zarazarao 45.000ar au lieu de 55.000ar

Aingana ary fa efa hampirevenay nareo 😂❤️❤️

📣 AKOAKOM-PIDERANA – TANORA MASINA ITAOSY 🎶🙏Tongava hiara-hidera sy hanandratra an'Andriamanitra miaraka amin'ny FDL FJK...
03/08/2026

📣 AKOAKOM-PIDERANA – TANORA MASINA ITAOSY 🎶🙏

Tongava hiara-hidera sy hanandratra an'Andriamanitra miaraka amin'ny FDL FJKM Mahitsy Famonjena!

📍 Toerana: NDA Mahitsy
📅 Daty: 16 Aogositra 2026
🕝 Ora: 14:30

🎟️ Saran'ny fidirana:
• Olon-dehibe: 4.000 Ar
• Invitation : 10.000 Ar

✨ Fotoana feno hira, fiderana ary fiombonana. Aza adino fa tongava maro ary ento ny havana sy ny namana!

"Fa ny fanantenana no namonjeny antsika." – Romana 8:24

🎉😍 Mifampizara ny mamy hatrany isika ato amin’ny restaurant pâtisseries bola’s 🥰 Mankasitraka tompoko 😍☎️ 0384839999
11/07/2026

🎉😍 Mifampizara ny mamy hatrany isika ato amin’ny restaurant pâtisseries bola’s 🥰

Mankasitraka tompoko 😍

☎️ 0384839999

🥰 Mirarisoa ho an’ny Zanantsika rehetra hanala fanadinana BEPC ❤️Tsy misokatra ny restaurant Bola’s rahampitso fa kosa m...
05/07/2026

🥰 Mirarisoa ho an’ny Zanantsika rehetra hanala fanadinana BEPC ❤️

Tsy misokatra ny restaurant Bola’s rahampitso fa kosa misokatra Manomboka ny talata 07 juillet 😍

Ary ho an’izay ankizy mpanala fanadinana BEPC rehetra ka tonga misakafo atoandro ato aminay dia mahazo salade de fruit gratuit avokoa ny talata hatramin’ny alakamisy ho avy izao 🥰

Mirarisoa tompoko 🙏😘

☎️ 0384839999

Address

Mahitsy
Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bola's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category