K-Bar Grill Ambilobe

K-Bar Grill Ambilobe Livraison à Domicile disponible .

lieux de détente et dégustation en famille ,amis, couple , collègues ....
Organise des et reçois des réservations pour: Anniversaire, Mariage , Réunion.... Animation soirée de tous les goûts.

Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ireo nandray anjara tamin'ny Concours meilleur couple nokarakarain'ny K.B.G Ambilobe ta...
04/03/2022

Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ireo nandray anjara tamin'ny Concours meilleur couple nokarakarain'ny K.B.G Ambilobe tamin'ny Saint Valentin.
Rakoto mivady no nahazo ny Laharana fahatelo : sakafo ho an'olondroa tato amin'ny K-Bar Grill Antafiankasaka Ambilobe
Mankasitraka an'ireo mpandray anjara rehetra

Ny couple nahazo Laharana fahatelo tamin'ny Concours meilleur couple 2022 nokarakarain'ny K.B.G Ambilobe tamin'ny Saint ...
04/03/2022

Ny couple nahazo Laharana fahatelo tamin'ny Concours meilleur couple 2022 nokarakarain'ny K.B.G Ambilobe tamin'ny Saint Valentin : Rakoto mivady
Loka : Sakafo ho an'olondroa tato amin'ny K.B.G
Mankasitraka anareo

Ny resto bar K-Bar Grill sy ny ekipany dia maneho fisaorana sy fankatelemana ny vahoakan'Ankarabe navy nanontrona sady n...
16/02/2022

Ny resto bar K-Bar Grill sy ny ekipany dia maneho fisaorana sy fankatelemana ny vahoakan'Ankarabe navy nanontrona sady nandray anjara tamin'ny fankalazana ny Saint Valentin
Arahabaina ireo nahazo ny loka

Saint Valentin au K-Bar Grill Antafiankasaka AmbilobeConcours Meilleur couple 2022
14/02/2022

Saint Valentin au K-Bar Grill Antafiankasaka Ambilobe
Concours Meilleur couple 2022

Rendez-vous ce soir à 19h30 au K-Bar Grill pour célébrer le Saint Valentin ensemble.Au programme :   - Soirée DJ   - Con...
14/02/2022

Rendez-vous ce soir à 19h30 au K-Bar Grill pour célébrer le Saint Valentin ensemble.
Au programme :
- Soirée DJ
- Concours meilleur couple 2022
Les lots à gagner :
1-Deux nuits en pension complète à la Vallée Ouest Lodge
2-Deux nuits à l'hôtel Le Kartiffa à Diego
3- Un Repas pour deux personnes au K-Bar Grill
Inscription pour le concours est gratuite
Entrée gratuites
Venez nombreux

Fankalazana ny Saint Valentin au K-Bar Grill AntafiankasakaConcours "Meilleur couple 2022"Deuxième prix: deux nuits à l'...
11/02/2022

Fankalazana ny Saint Valentin au K-Bar Grill Antafiankasaka
Concours "Meilleur couple 2022"
Deuxième prix: deux nuits à l'hôtel Le Kartiffa Diego
Hitantsika amin'ny sary ny toerana

Fankalazana ny Saint Valentin ao amin'ny K-Bar Grill AntafiankasakaConcours "Meilleur couple 2022"Premier prix: deux nui...
11/02/2022

Fankalazana ny Saint Valentin ao amin'ny K-Bar Grill Antafiankasaka
Concours "Meilleur couple 2022"
Premier prix: deux nuits à la Vallée Ouest Lodge Antsalaka
Hitantsika amin'ny sary ny toerana

Saint Valentin miavaka no omanin'ny restaurant K-Bar Grill ho antsika vahoakan'Ankarabe : Saint Valentin arahin'ny fifan...
09/02/2022

Saint Valentin miavaka no omanin'ny restaurant K-Bar Grill ho antsika vahoakan'Ankarabe :
Saint Valentin arahin'ny fifaninana mpifankatia Mendrika 2022 ( concours meilleur couple 2022).
Ireo telo voalohany mahazo loka:
- Laharana voalohany : Deux nuits en pension complète à la Vallée Ouest Lodge à Antsalaka
- Laharana faharoa: Deux nuitées à l'hôtel " Le Kartiffa" à Diego
- Laharana fahatelo: Un Repas pour deux personnes au K-Bar Grill Ambilobe
Trandraka vondraka, meso maragnitry; anao erany!
N.B: Thème " Rouge"

Sakafo tsotsotra amin'ny vidiny Mirary sahaza atsika jiaby.Tsiro miavakaMikaiky atsika jiaby
19/01/2022

Sakafo tsotsotra amin'ny vidiny Mirary sahaza atsika jiaby.
Tsiro miavaka
Mikaiky atsika jiaby

Venez déguster nos platsDans un cadre magnifiqueAvec des bonnes musics
15/01/2022

Venez déguster nos plats
Dans un cadre magnifique
Avec des bonnes musics

Resto-Bar nintsika jiabyVôgnono mandray sy mikarakara anaoAntafiankasaka amin'ny lalana mandeha amin'ny terrain-n'ny akô...
12/01/2022

Resto-Bar nintsika jiaby
Vôgnono mandray sy mikarakara anao
Antafiankasaka amin'ny lalana mandeha amin'ny terrain-n'ny akôho

Address

Antafiakasaka
Ambilobe

Telephone

+261325214666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K-Bar Grill Ambilobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category