02/06/2020
Tonga indray ny Kitoza Fumée sy Saucisse Fumée oooo...
Spécialité an'ny CHEZ JOLIE hatramin'izay.
Afaka manao commande na avy dia manantona eny amin'ny Kiosque CHEZ JOLIE Anosy.
3.000 Ariary fotsiny ny 100g.
Afaka atao tsakitsaky, afaka atao loaka, cocktail.
Sady ho avy izao ny fety maromaro mifanesy.
A récupérer eny amin'ny Kiosque CHEZ JOLIE Anosy.
Mbola tsy possible aloha hatreto ny livraison.
Afaka mandray commande akoho gasy fumé na cotelette fumée ihany koa...