Chez Kalï

Chez Kalï Mini-resto 📞 Andafiatsimo: 034 48 993 67. Remarque:034 60 076 70

🔴LA CLE VERY 🔴Misy lacle 3 na 4 miaraka aminy zay mba nahita azy latsaka teo anelanelan CEG sy FVKFM vao izao 13:15 mba ...
17/07/2026

🔴LA CLE VERY 🔴
Misy lacle 3 na 4 miaraka aminy
zay mba nahita azy latsaka teo anelanelan CEG sy FVKFM vao izao 13:15
mba aterina eo am Chez Kalï andafiatsimo na 034.48.993.67
omena valisoa 🙏🙏

Mankasitraka an'ireo rehetra nandray anjara tamin'ny offre Glace ''Special Pâques''🙏❤️❤️✨Tapitra ny fandraisana commande...
02/04/2026

Mankasitraka an'ireo rehetra nandray anjara tamin'ny offre Glace ''Special Pâques''🙏❤️❤️
✨Tapitra ny fandraisana commande,ialana tsiny ho an'ireo tsy voaray fa amin'ny manaraka indray an😊

👉Izay mbola tsy livrer dia afaka alaina eto amin'ny Kal'ice cream eto Andafiatsimo ny commande-nareo rehetra hatramin'ny sabotsy🍦🍧
Misaotra tompoko!!!🥰🥰

💥Offre Spécial Pâques💥☀️Aiza daholo amzay le mpankafy glace rehetra o🍦😋Glace en barquette,double parfum:✨Vanille & choco...
27/03/2026

💥Offre Spécial Pâques💥

☀️Aiza daholo amzay le mpankafy glace rehetra o🍦😋
Glace en barquette,double parfum:
✨Vanille & choco🍫
na
✨Vanille & café☕
Prix: 15.000ar/barquette

👉Alefaso dieny izao ary ny commande
📱0342807387
📍Afaka alaina eto amin'ny Kal'ice cream manomboka ny Alarobia 01 Avril 2026 hatramin'ny Sabotsy 04 Avril 2026.

🗓️21/03/2026💍🌸Félicitations Manda & Mendrika❤️🌹✨Merci pour votre commande et votre confiance ❤️Mandray commande foana iz...
24/03/2026

🗓️21/03/2026💍
🌸Félicitations Manda & Mendrika❤️🌹
✨Merci pour votre commande et votre confiance ❤️

Mandray commande foana izahay amin’ny évènements rehetra.Afaka atao étiquettes personnalisées🥰
Abonnez-vous Kal'ice cream
📍Ambatolampy rn7 Chez Kalï
📞034 28 073 87

19/03/2026

🍦🍨🍦

🥵Kay zany hafanana be🥵🍦Ndao ihinana glace ee🤤🍦🍦🍨 Misokatra foana ny Kal'ice cream ny alatsinainy hatramin'ny sabotsy an🍨...
16/03/2026

🥵Kay zany hafanana be🥵
🍦Ndao ihinana glace ee🤤🍦
🍦🍨 Misokatra foana ny Kal'ice cream ny alatsinainy hatramin'ny sabotsy an🍨🍦

Dia inviter-o ary ny namana hi-abonner ny page Kal'ice cream fa misy zavatra homaninay ho anareo tsy ho ela ao🥰🥰
📍 Andafiatsimo Chez Kalï

Tadidinao ve oe 8.000ar fotsiny ny mine sao Special ao amin’ny Chez Kalï 🫣😍Chez Kalï❤️Andafiatsimo 📍
05/02/2026

Tadidinao ve oe 8.000ar fotsiny ny mine sao Special ao amin’ny Chez Kalï 🫣😍
Chez Kalï❤️
Andafiatsimo 📍

Tsy anandrana v ianao androany??😍Burger poulet fromage 1 (mafana) dia jus baobab 1😍Vidiny mirary foana oa🙏🤤Tena oe tsara...
05/02/2026

Tsy anandrana v ianao androany??😍

Burger poulet fromage 1 (mafana) dia jus baobab 1😍
Vidiny mirary foana oa🙏🤤

Tena oe tsara amzao andro mamay be zao🥵

Chez Kalï Andafiatsimo ❤️

🔔🔔❤️Raha izao mo izany no misy kilalao tampoka oe zay  manana sary eto amin’ito toerana ito mahazo vola 30.000ar na Pizz...
04/02/2026

🔔🔔❤️Raha izao mo izany no misy kilalao tampoka oe zay manana sary eto amin’ito toerana ito mahazo vola 30.000ar na Pizza Kali 🫣😳🤭

⭕️Fa efa misy seza kely anie ao amin’izao 😍
Latabatra sy seza misy tafo😅

⭕️Misy croissant 🥐 pain au choco afaka afanaina
⭕️Burger poulet fromage mafana tsara🍔😍🤤
⭕️Tacos poulet fromage 🌮
⭕️Jus Baobab🥵 Garana 🤤
⭕️Glace tsy adino🍦
Bdb sakafo kely ao fa tongava dia alaivo ihany ny sary aloha😉
AMBATOLAMPY RN7 Andafiatsimo

Salama zareo ah😍🤩Rampitso Zoma 30/01/26 izahay no misokatra📍Chez Kalï Andafiatsimo ❤️Ahitanao: •Glace 🍦 🍨🍧              ...
29/01/2026

Salama zareo ah😍

🤩Rampitso Zoma 30/01/26 izahay no misokatra

📍Chez Kalï Andafiatsimo

❤️Ahitanao: •Glace 🍦 🍨🍧
•Tacos poulet fromage 🌮
•Sandwich charcuterie fromage🥪
•Burger poulet MAFANA🍔
amin’ny vidiny mirary avokoa🫣❤️

Makamaka sary fa mety hisy lalao ho an’izay manana sary eo😍

Address

Ambatolampy
104

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Telephone

+261346007670

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Kalï posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category