French Fries Tanà

French Fries Tanà French fries in all these states

Tena mafy ity emboutteillage ity, aleo asina fidinana andalana mihintsy....Kanefa koa afaka natao livraison aaaan 😁😁😁😁  ...
14/08/2025

Tena mafy ity emboutteillage ity, aleo asina fidinana andalana mihintsy....
Kanefa koa afaka natao livraison aaaan 😁😁😁😁




🎶Tsy lavitra no misy an-dry raha mba nanana elatra aki eee🎶io indray ny elatra miaraka amin’ny frity izay efa hainao ny ...
21/07/2025

🎶Tsy lavitra no misy an-dry raha mba nanana elatra aki eee🎶
io indray ny elatra miaraka amin’ny frity izay efa hainao ny tsirony 😉😉😉
Aza misalasala manjifa ny chicken fries eeee 😁😁😁😁🥳🥳🤤🤤

21/07/2025

akoho iray, akoho roa, akoho telo...
fa dia tena akoho tokoa izany mameno an’ity plat ity ??
Eny tompoko, nuggets miaraka amin’ny frity sady ny vidiny mirary dia mirary. 😁😁😉😁
Mba andramo anie fa iverina eo foana ihinana an’io eeee 🥰🥰🥰


Ndao inana frity fa izany zao no matsiro amzao fiainana izao 😉😉😉
21/07/2025

Ndao inana frity fa izany zao no matsiro amzao fiainana izao 😉😉😉

Mety hoe ny andro no mangatsiaka fa ny anay ny frity mafana, sady matsiro 🤩🤩
Tongava manandrana fa tsy tsaroanao hatramin’io andro mangatsiaka eo rehefa henonao ny hatsaran’ilay frity..




!!Toerana ampasampito ampitan’ny extra-pizza!!

Faly izahay rehefa afapo ianareo Mpanjifa.Tongava maro fa ho afapo daholo ianareo rehefa hanandrana sy hakafy an’ny tsir...
02/07/2025

Faly izahay rehefa afapo ianareo Mpanjifa.
Tongava maro fa ho afapo daholo ianareo rehefa hanandrana sy hakafy an’ny tsiro hafakely ato amin’ny French Fries Tanà.
Na mangatsiaka aza ny andro dia tongava fa arosonay anareo ny sakafo mafana tsara 😉😉😉





🥳🥳🥳 Arabaina nahatratra ny Asaramanitra daholo oooo🥳🥳🥳Misaotra be dia be ny mpandray anjara rehetra izahay tamin’ny lala...
26/06/2025

🥳🥳🥳 Arabaina nahatratra ny Asaramanitra daholo oooo🥳🥳🥳
Misaotra be dia be ny mpandray anjara rehetra izahay tamin’ny lalao izay natao tamin’ity fety ity, mbola betsaka ny manaraka ho avy ao fa aza manahy...
Arabaina izany ny mpandresy Harena Fiderana fa ianao no nibata ny amboara.
Manasa anao izahay andalo ny zoma 27 juin na aorian’izay mahafaka anao.(10h-21h izahay misokatra foana 😁😁)
Manaova fety sambatra daholo oooo

Ilay nuggets, sady mafana no matsiro, vao mihinana iray dia te ihinana efatra. Ilay frity efa tsy lazaina intsony, afaka...
25/06/2025

Ilay nuggets, sady mafana no matsiro, vao mihinana iray dia te ihinana efatra. Ilay frity efa tsy lazaina intsony, afaka miteny ianao hoe mba ataovy betsaka ny sauce dia ho ampianay foana mandrapaha lanin’ireo frity ireo 😉😉😉.
Asa raha manitra ?? tena manitra mihintsy ka, 😁😁😁😁

Maman, Papa, za inana popcoooorn!!!Tsy ny olondehibe ihany no mahazo ny anjarany ato aminay fa ny zaza ihany koa aaan......
20/06/2025

Maman, Papa, za inana popcoooorn!!!
Tsy ny olondehibe ihany no mahazo ny anjarany ato aminay fa ny zaza ihany koa aaan...
Hoento ny zaza inana popcorn fa matsiiiiro anie eee 😍😍😍
Na ny zaza na ny ankizy na ny rehetra rehetra samy mahazo eee 😁😁😁🥳🥳🥳
Vive l’indépendance oooo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

20/06/2025

🥳 Sakafo matsiro, vidiny mirary! 🥳
Nuggets Fries miaraka amin’ny jus kely, amin’ny vidiny 15 000 Ar fotsiny! 🍗🍟🥤

Tsy mila misalasala, tongava mihitsy aty aminay fa efa vonona ny hanitra sy ny tsiron’ny fety! 😋
Atomboy amin’ny goût matsiro ilay zoma magnifique 😉😉😉😉
Taomy ny namana dia taggeo ho hitany 🤫🤫🤫

French fries in all these states

19/06/2025

🎉 Mankalaza ny fitiavantsika tanindrazana miaraka amin'ny 🍟 French Fries! 🎉

🎁 Loka be ny ho azonao 🥳:
🥇 1 Tacos + 1 frity + Icepop cocktail 😋

🔔 Ahoana no fandraisana anjara ?
1️⃣ Like-o ny pejy
2️⃣ Partage-o ity publication ity amin'ny "mode public"
3️⃣ Ataovy commentaire "French Fries" amin’ity publication ity miaraka amin’ny anaran’ny namanao 3 farafahakeliny (identifieo izy ireo)
❗❗❗❗Ny commentaire nahazo REACTION betsaka indrindra no mandresy! (Like, Love, Haha, sns.)❗❗❗❗❗
📅 Daty farany handraisana anjara: 25 juin amin'ny 6 ora sy sasany
🏆 Fanambarana mpandresy: 25 juin amin'ny 7ora sy sasany.

Address

IIH2E Bister
Alasora
101

Telephone

+261344901760

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when French Fries Tanà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to French Fries Tanà:

Share

Category