Nahandro Gasy

Nahandro Gasy Plats atypiques de Madagascar,pour celui ou celle qui veulent decouvrir la cuisine Malagasy

Lasopy akoho sy katilesy
23/07/2023

Lasopy akoho sy katilesy

Laoka anio Alahady Sosisy sy tsiasisa         by Nahandro Gasy
09/07/2023

Laoka anio Alahady Sosisy sy tsiasisa by Nahandro Gasy

Laoka hariva ,henakisoa sy crevette
07/07/2023

Laoka hariva ,henakisoa sy crevette

Gouter kely anio m**o laisoa :) aza misalasala mandefa commande aty aminay na ra misy fanontaniana dia apetraho aminay f...
07/07/2023

Gouter kely anio m**o laisoa :) aza misalasala mandefa commande aty aminay na ra misy fanontaniana dia apetraho aminay fa vonona izahay amaly 🙂

06/07/2023

Bonjour a tous ,pour ceux qui veulent Tester nos plats et deguster que ce soit a recuperer ou a livrer n'hesitez pas a nous ecrire en message privee ...
Salama daholo ho antsika izay te icommande sakafo ato aminay dia efa afaka mandray commandenareo izahay manomboka androany .
-ComposÄ—
-Soupe tongotr'omby
-Nem (poissons,viande)
-M**o anandrano
-Katlesy
Riz et accompagnement
-Anandrano sy sosisy
-Voanjobory sy trondro
-Lelan'omby sy petits poids
-Tisam sy hena kisoa
-Petsay rony sy henomby
-Patsa sy ovy sy hena omby
Mbola maro be ireo sakafo ataonay ko manasa antsika aza misalasala mandefa afatra miafina ra icommande
-

Send a message to learn more

Sakafo hariva anio  ..vary sosoa sy m**o anana    culinaire
05/07/2023

Sakafo hariva anio ..vary sosoa sy m**o anana
culinaire

M**o anandrano ,anisany zavatra tsy fohitsika Malagasy indrindra hoanina amin'ny sauce sakay
05/07/2023

M**o anandrano ,anisany zavatra tsy fohitsika Malagasy indrindra hoanina amin'ny sauce sakay

05/07/2023

Ho antsika Malagasy piray tanindrazana eto Luxembourg sy Trier ary ny manodidina izahay ato amin'ny Nahandro gasy dia afaka mikarakara sakafo Malagasy ho anareo amin'ny vidiny mirary sy mahafapo koa aza misalasala manontany raha misy fanontaniana tianareo apetraka na te icommande ianareo.Mankasitraka sahady

Adresse

Wasserbillig

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Nahandro Gasy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager