G-Vazimba Produit/service

G-VAZIMBA est une marketplace qui valorise et regroupe plusieurs catégories de produits locaux Malagasy dédié à l'artisanat et vendus par les artisans eux mêmes que nous appellerons vendeur-producteur.

💥Faly miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ny taona 2025 ✨🥰 Ho taom-pahombiazana ho antsika rehetra anie ity taon...
31/12/2024

💥Faly miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ny taona 2025 ✨🥰 Ho taom-pahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity 🫶✨

💥Ny taona no miova fa izahay kosa dia eto foana « HO ANAREO MPANAO ASA TANANA SY MPAMOKATRA VITA MALAGASY ITY TOLOTRA ITY » 👇🏾👇🏾👇🏾

🤩🤩Mpamokatra vita malagasy/ mpanao asa-tanana ve ianao? Te-hanolotra sy hivarotra ny asa-tananao amin'ny Internet ve ianao?

🇲🇬Ny Internet dia fitaovana iray ahafahanao mivarotra sy hanehoanao ireo asa-tananao.

📌G-vazimba dia site iray fanaovana vente en ligne mivelatra amin'ny any ivelany, natokana ho an'ny mpanao asa-tanana malagasy.🇲🇬🇲🇬🇲🇬

📌Raha maniry ny hivarotra ny asa-tananao anaty site ianao dia manasa anao izahay hanokatra compte ao amin'ny site.



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

22/11/2024

Notre passage à la 1ère édition du Tsenaben’i asa tanana à Mahamasina



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

"G-vazimba the best solution for your business" 🤩💥 💥Manam-pikasana ny hivarotra ny asa-tananao amin'ny any ivelany ianao...
16/10/2024

"G-vazimba the best solution for your business" 🤩💥

💥Manam-pikasana ny hivarotra ny asa-tananao amin'ny any ivelany ianao? Tsotra fotsiny G-vazimba no vahaolana tsara indrindra ho anao.

📌MAIMAIM-POANA NY FANOKAFANA COMPTE AO AMIN'NY SITE 🤩🤩 https://g-vazimba.com/



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

02/10/2024

Iza moa i G-vazimba🤔?

🌐G-vazimba dia tranokala iray natao hivelaran'ny mpanao asa-tanana sy mpamokatra ny vita malagasy. Izany hoe ireo mpanao asa tanana sy mpamokatra ny vita malagasy dia afaka mivarotra ao anatin'ny tranokala g-vazimba.com .

Manasa anao ary izahay hitsidika ny tranokala g-vazimba.com ahazohanao ny andinindininy.

Aza misalasala ihany koa mandefa hafatra miafina eto amin'ny pejy raha misy fanontaniana tianao apetraka.

ANDAO HANANDRATRA AVO NY VITA MALAGASY‼️🔔🔔

NB: Maimaim-poana ny fanokafana compte ao amin’ny site👌👌



Infoline :
☎️032 82 271 44
💻 Envoyez un message Privé
📩[email protected]

24/09/2024

🟤Ho anareo Mpamokatra sy Mpanao asa-tanana malagasy fotoana izao hanomezantsika lanja ny "VITA MALAGASY"🇲🇬🇲🇬.

🟤Andao isika mihitsy no hivarotra ny asa-tanantsika sy ny vokatra izay vokarintsika eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena, amin'ny alalan'ny fivarotana ao anatin'ny site g-vazimba.com

🇲🇬🇲🇬



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

💥Ho anao mpanao asa-tanana na mpamokatra vita Malagasy! natao ho anao ity tranokala ity 🤩🤩🤩🤩 Aza misalasala manantona an...
13/09/2024

💥Ho anao mpanao asa-tanana na mpamokatra vita Malagasy! natao ho anao ity tranokala ity 🤩🤩🤩🤩 Aza misalasala manantona any amin'ny hafatra miafina raha toa ka manana fanontaniana ianareo❓⁉️

💥 Ho anareo izay manana olana amin'ny fikirakirana ny tranokala na ny fampidirana ny vokatrareo ao amin'ny tranokala dia aza misalasala fa misy ekipa afaka midina hifotony hanampy anareo 🤩🤩🤩



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

29/08/2024

💥Le site g-vazimba.com est conçu pour vendre des produits Malagasy dédiés à l’artisanat.

✨Notre ambition est de promouvoir l’artisanat et les produits malagasy ainsi que de valoriser le savoir-faire artisanal.

Êtes-vous un artisan ? 🇲🇬Souhaitez-vous vendre et faire connaître vos produits à l’international à travers notre site ? Alors n'hésitez pas à vous inscrire gratuitement sur g-vazimba.com 🇲🇬🇲🇬

Visitez notre site pour plus d’informations.

———————-

🤩🤩Mpamokatra vita malagasy/ mpanao asa-tanana ve ianao? Te-hanolotra sy hivarotra ny asa-tananao amin'ny Internet ve ianao?

📌G-vazimba dia tranokala iray fanaovana « vente en ligne » mivelatra amin'ny any ivelany, natokana ho an'ny mpanao asa-tanana malagasy.🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha toa ka mila fanazavana fanampiny ianao 😉😉



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

09/08/2024

💥Le site g-vazimba.com est conçu pour vendre des produits Malagasy dédiés à l’artisanat.
✨Notre ambition est de promouvoir l’artisanat et les produits malagasy ainsi que de valoriser le savoir-faire artisanal.
Êtes-vous un artisan ? 🇲🇬Souhaitez-vous vendre et faire connaître vos produits à l’international à travers notre site ? Alors n'hésitez pas à vous inscrire gratuitement sur g-vazimba.com 🇲🇬🇲🇬
Visitez notre site pour plus d’informations.
———————-
🤩🤩Mpamokatra vita malagasy/ mpanao asa-tanana ve ianao? Te-hanolotra sy hivarotra ny asa-tananao amin'ny Internet ve ianao?
📌G-vazimba dia tranokala iray fanaovana « vente en ligne » mivelatra amin'ny any ivelany, natokana ho an'ny mpanao asa-tanana malagasy.🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha toa ka mila fanazavana fanampiny ianao 😉😉



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

🇲🇬G-vazimba dia manampy ny mpamorona/ mpamokatra/ mpanao asa-tanana malagasy , ahafahan'izy ireo mivarotra ny vokatra eo...
23/07/2024

🇲🇬G-vazimba dia manampy ny mpamorona/ mpamokatra/ mpanao asa-tanana malagasy , ahafahan'izy ireo mivarotra ny vokatra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

🇲🇬Aza misalasala mandefa hafatra miafina eto amin'ny pejy raha toa ka mila fanazavana fanampiny ianao



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

🇲🇬Tsara ny Mampahafantatra antsika fa maimaim-poana tanteraka ny fanokafana compte ao amin’ny tranokala g-vazimba.com Ia...
03/07/2024

🇲🇬Tsara ny Mampahafantatra antsika fa maimaim-poana tanteraka ny fanokafana compte ao amin’ny tranokala g-vazimba.com
Ianao koa... mpamorona, mpanao asa tanana, mpamokatra ny vita malagasy, sokafy ny compte ao amin'ny site g-vazimba.com ahafahanao mivarotra eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena.

💥Aza adinoina fa efa misy TUTO fanoraona anao ny fampidirana produits ao amin'ny site ao ambany ato 👉 https://fb.watch/iG3SfPy7Rp/ 👈



Infoline :
💻Envoyez un message privé
☎032 82 271 44
📩[email protected]

📍Ny ekipan’ny G-vazimba dia Faly miarahaba ny Malagasy rehetra  nahatratra izao fetim-pirenena 26 jona 2024 izao. 🎉🎉Trat...
26/06/2024

📍Ny ekipan’ny G-vazimba dia Faly miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra izao fetim-pirenena 26 jona 2024 izao. 🎉🎉

Tratry ny Asaramanitra Daholo 🎉🎉

Infoline :
☎️032 82 271 44
💻 Envoyez un message Privé
📩[email protected]

Adresse

18 Rue D'Herblay
Conflans-Sainte-Honorine
78700

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque G-Vazimba publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à G-Vazimba:

Partager