14/11/2020
✅✅❤️❤️Misoatra any orinasa Star
Ity misy lalao
Raha mahafapo anao ny orinasa Vita Malagasy GAlaSaM mpanjinjara vokatra Malagasy
Dia zarao sy mentionneo ao @ ilay publication ny star
Manantena fanoanana avy @ nareo mpanjifa izahay
Misaotra indrindra mankasotraka. Tompoko
🔽🔽🔽🔽🔽🔽
Miditra ao publication ny Star etsy ambany ❤️
Soratana en commentaires
Orinasa>> GAlaSaM Ampefiloha
Mpanjinjara vokatra Malagasy
Zaraina ilay publication sy likena
Misoatra betsaka tompoko
Mankasitraka
Miarahaba tompoko! Araka ny efa nolazaina mialoha, izahay eto amin'ny THB dia manasa antsika hiara-hientana 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐎𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 !
1°/ Soraty ao amin'ny commentaire ny orinasa ( PME) na mpandraharaha Malagasy hitanao nahafa-po anao indrindra, ny toerana misy azy, miaraka amin'ny sehatr'asa misy azy ary ny antony hisafidiananao azy (ohatra: Société Rakoto, etsy Antanimena, mpivarotra hani-masaka, Miezaka manome kalitao ny mpanjifa sady mahay mandray olona nefa manome tolotra amin'ny vidiny mirary... ).
2°/ Ireo orinasa na mpandraharaha 4 voatonina im-betsaka indrindra no hiatrika ny famaranana.
3°/ Izay Orinasa na Mpandraharaha Voalohany dia hahazo fanohanana ara-pitaovana mitentina " 𝟏𝟎 𝐌𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲" avy amin'ny THB!
*Lalao hatramin'ny 20 Novambra amin'ny 12 Ora atoandro.
*Olona iray afaka misafidy orinasa 3 samy hafa farafaha-betsany.
Alefa ary eh !