Soupe tamatave anjoma à Paris

Soupe tamatave anjoma à Paris plat fait maison
soupe tamatave
tsock
tsa tsiou
saucisse chinoise
mine sao
poulet fumé
poulet grillé

20/12/2024

Miam miam miam...
Cochon de lait croustillant 175€
Cochon de lait mikarepoka 175€
Contacter le 0696067157

Tonga ny fety ooo
20/12/2024

Tonga ny fety ooo

Salama daholo, ireto mbola azo atao commande ooo antsoy ny 0695067157
20/12/2024

Salama daholo, ireto mbola azo atao commande ooo antsoy ny 0695067157

Les fêtes approchent!!! Avant goût de bonne bouffe!!!
01/12/2023

Les fêtes approchent!!! Avant goût de bonne bouffe!!!

ho avy ny fety oooo.Santionany fotsiny ireto amin'ny sary ireto. Aza misalasala ary ooo
01/12/2023

ho avy ny fety oooo.
Santionany fotsiny ireto amin'ny sary ireto. Aza misalasala ary ooo

Faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2023. Hahazo ny fahasoavana sy fanambinana avy amin'ilay nahary anie isika re...
01/01/2023

Faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2023. Hahazo ny fahasoavana sy fanambinana avy amin'ilay nahary anie isika rehetra.
Misaotra anareo nahatoky anay Ary mbola vonona ny hiara-dia aminay.
Ho soa hatrany anie ny fiarahantsika.
Mirary soa daholo
Sarin'ny vokatra voalohany amin'ity taona vaovao ity 😊👍💪 merci a tous

26/12/2022

Cochon de lait mikarepoka oooo

Miarahaba antsika rehetra  Samy ho tratra ny fetin'ny faran'ny taona avokoa ooo.Ho fanomanana izany fety izany dia mbola...
26/12/2022

Miarahaba antsika rehetra
Samy ho tratra ny fetin'ny faran'ny taona avokoa ooo.
Ho fanomanana izany fety izany dia mbola mandray commande izahay hatramin'ny alakamisy.
Finday ifandraisana 0695067157.
Ialana tsiny sahady fa tsy afaka manatitra izahay fa Dia alaina aty.
Isaky ny sary ny sandany.
Mirary soa antsika rehetra

Fety fety fety... sakafo matsiro be sady mafilotraCochon de lait mikarepoka tsara!Tsatsiou mmmhhhh!!!!Canard laqué tsara...
11/12/2022

Fety fety fety... sakafo matsiro be sady mafilotra
Cochon de lait mikarepoka tsara!
Tsatsiou mmmhhhh!!!!
Canard laqué tsara e!
Afa-po daholo izay rehetra efa nihinana
Alefaso ny commande e
Finday ifandraisana 0695067157
(sandany isaky ny sary)

Fanomezana avy amin'ny sasany aminareo. Misaotra indrindra. Tsara ery sady mena midorehitra
07/06/2022

Fanomezana avy amin'ny sasany aminareo. Misaotra indrindra. Tsara ery sady mena midorehitra

Adresse

Place Jean Jaurès
Athis-Mons
91200

Téléphone

+33695067157

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Soupe tamatave anjoma à Paris publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Soupe tamatave anjoma à Paris:

Raccourcis

Partager

Catégorie