Sakafo Gasygasy

Sakafo Gasygasy Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Sakafo Gasygasy, Restaurant, Stuttgart.

24/05/2025

Miarahaba eh!!
Otran'izao ilay fikarakaranay ny Tsa-tsiou anareo, madio foana fa tsy misy ataorana.
Ny tena mety moa dia izy ilay vita no alaina aty, fa mandefa poste ihany koa izahay, na congelé na ilay fumé izay mety aminareo, tsisy ataorana hoe ho simba ny hena tonga any aminareo mila afanaina kely anaty lafaoro fotsiny dia vita ny chocolat.
Commande manaraka dia Juin indray fa vacances kely izahay dia manomboka 23 Juin indray mandefa poste.
Izay nandefa message jusqu'à omaly atoandro 12heure dia efa ampikarakarana izahay dia Lundi no mandefa poste alefanay aminareo ny numero rehefa lasa ny entana.
Ketrika juin, wan-tan sy Nem alefa Paositra, fa vao manao essaie izahay.

Misaotra anareo hatrany mahatoky anay, manome ny tsara ho anareo izahay satria ianareo mahatoky anay foana.

Schönes Wochenende daholo avy amin'ny equipe sakafo Gasygasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

12/05/2025

Ity vao tena hoe tsa tsiou tena izy, on maîtrise maintenant, préparation, marinade et cuisson 👌🏽👌🏽
Anomboka anao fumé laqué izahay ankotran'ny Sakafo efa nahafantaranareo anay hatramin'izay 😉
Araho foana ny Page.
✌🏼🇲🇬🇲🇬

Miarahaba eh!! Prestation kely tato antrano ihany pour l'anniversaire de Bogosy 😊👌🏽 Aza misalasala manontany raha misy f...
12/05/2025

Miarahaba eh!! Prestation kely tato antrano ihany pour l'anniversaire de Bogosy 😊👌🏽
Aza misalasala manontany raha misy fanontaniana 🤗
Bonne semaine isika rehetra 🤗
Equipe Sakafo Gasygasy 🇲🇬🇲🇬

Miarahaba antsika rehetra, pause maternité ela2 izahay fa izao iverina indray.Ireto ary ny vokatra vaovao be ho aroso an...
07/05/2025

Miarahaba antsika rehetra, pause maternité ela2 izahay fa izao iverina indray.
Ireto ary ny vokatra vaovao be ho aroso antsika rehetra à partir du mois de juillet dia hisy ny livraison par poste ireto sakafo manaraka ireto.

Tsa Tsiou
Poulet laqué
Sauce voanjo
Saucisse Lap Cheong
Nem
Wan-tan afaka atao bouchon na endasina.

Manomboka Juin le 15 no mandray commande izahay araho hatrany ny Pejy.
Ho anareo Organisateur sy Organisatrice Fety Gasy dia afaka mandefa hafatra miafina amin'ny fiaraha miasa rehetra.

Bonne soirée dia mirary soa antsika rehetra ny équipe Sakafo Gasygasy
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

07/02/2025

Miarahaba antsika rehetra tena be dia be nareo nanontany surtout service déplacement, tena miala tsiny indrindra aminareo izahay fa nohon'ny resaka privé d nahato kely ny Sakafo Gasygasy, fa iverina isokatra ihany izahay sad misy projet ho avy amin'ity taona ity, mbola pause kely 5 Mois eo ho eo izahay d manoratra eto ihany rehefa miverina.

Merci de votre confiance et votre compréhension.
Team Sakafo Gasygasy 🇲🇬🇲🇬

Service traiteur  Déplacement Mariage tany Frankfurt.Misaotra anareo mivady nametraka toky anay ary félicitations encore...
08/08/2023

Service traiteur Déplacement Mariage tany Frankfurt.
Misaotra anareo mivady nametraka toky anay ary félicitations encore ho anareo🥰🥳🥳.
Ireo ny sary ,ho an'izay liana amin'ny Servicenay Mariage, Baptême, fiançailles , Anniversaire, fêtes privé na organisateur ana fety Gasy dia aza misalasala mandefa MP amin'ny page Sakafo Gasygasy fa vonona izahay handray anareo.
Ny prestation any amin'ny MP arakaraka izay irinareo.
Stuttgart, Heilbronn sy ny manodidina.
Ny tena tsara 1mois d'avance no manao réservations.
Izay alavitra afaka manontany ihany raha misy possibilité.
Photo Bogard rts
Mirary tontolo andro mahafinaritra eh 😊
🇲🇬 Sakafo Gasygasy🇲🇬

Miarahaba eh! Ho an'izay nanontany amin'ny resaka livraison alavitra anay dia misy possibilité fa ny frais de livraison ...
10/08/2022

Miarahaba eh! Ho an'izay nanontany amin'ny resaka livraison alavitra anay dia misy possibilité fa ny frais de livraison somary lafo amin'ny essence dia mila manafana rehefa tonga amin'ilay toerana.
Raha tsy manahirana anareo dia afaka mandefa MP na raha misy fanontaniana hafa dia aza misalasala manontany.
Faly mandray anareo foana izahay
Sakafo Gasygasy 🇲🇬🇲🇬

Pack soirée Tchock aux fruits de mer na soupe de Riz.130€ pour 15 personnes miaraka amin'ny tsa tsiou 750g.Alaina na liv...
10/08/2022

Pack soirée Tchock aux fruits de mer na soupe de Riz.
130€ pour 15 personnes miaraka amin'ny tsa tsiou 750g.
Alaina na livraison afaka manontany MP raha misy possibilité.

Ity ary ilay Pack atolotray anareo izay liana, izay anao Anniversaire, fety tsotra, na soirée entre amis, sns…Tsy mila m...
09/08/2022

Ity ary ilay Pack atolotray anareo izay liana, izay anao Anniversaire, fety tsotra, na soirée entre amis, sns…

Tsy mila mikarakara fa tonga dia maka vonona, ny livraison afaka manontany sendra misy possibilité.

Pour 15Personnes eo ho eo izy ity voky tsara daholo mody, na raha somary kely Kibo ny inviter possible mahavoky 20Personnes.

265€ ny Packs ary tsara raha 1 semaines mialoha no manao commande date izay tinareo farafatarany, fa afaka manontany foana sendra mety.

Izay manao commande amin'ity mois d'août ity dia gratuit ny cocktail avec alcool.
Na tsy Août ary ny Date fa nanao réservation Date fotsiny
Ary mahazo Gutschein -10% amin'ny commande manaraka na 2m commande ihany koa.

Ireto avy ar ny ao anatin'ilay Packs:

Nem Viande : 50 Pièces

Nem Poulet / Fromage na poisson : 50 Pièces

Catles : 50 Pièces

Beignets de fromage : 50 Pièces

Sauce Voanjo

Petit cure dent apéro : 50 Pièces (Fromage, olive, tomate cerise)

Petite crevettes : 30 pièces

Composé : (Ordoeuvre, concombre, pâte avec mayonnaise)

Mine sao aux crevettes

Mine sao aux poulet

Laoka
Misafidy:
1- Ravitoto sy henakisoa na Hen'omby
2- Haricot vert sy sosisy
3- Hen'omby sauce
4- Akoho sauce
5- Poulet au légume sauce Tomate et lait de coco +5€
6- Crevette sy henakisoa +7€
7- Crevette avec légumes sauce Tomate et lait de Coco +7€
8- Crabe sauce +7€
9- Trondro sauce

Gâteau
Misafidy:
1-Godrogodro
2-Tarte à L'ananas
3-Cheesecake
4-Gâteau au fruits

Jus de fruits fait maison na cocktail sans alcool 3L
Arakarakin'ny fruits misy amin'ny saison an'ny Commande.

Cocktail 4L avec alcool+10€
Misafidy:
1-Mojito
2-Cocktail rose
3-Cocktail Apéro
4-Cocktail Saison
Raha misy cocktail tina manokana afaka manontany foana

Raha misy fanontaniana dia afaka manontany foana.

Mba tsy isian'ny famitahana sy hisiny fahatokisana dia misy contrat alefako E-Mail rehefa raikitra ny commandinao.
50% mila aloha 4j alohan'ny angalana na anaterana entana ny ambony rehefa maka entana na rehefa manao livraison.
Misaotra betsaka amin'ny fiaraha miasa dia faly mandray ny commandinareo izahay mirary soa hatrany ☺️
Sakafo Gasygasy 🇲🇬🇲🇬

03/08/2022

Miarahaba eh!
Ho an'izay liana dia manao service traiteur izahay Sakafo Gasygasy.
Ho an'ny fety Gasy na Vazaha, Anniversaire sns aza misalasala mandefa hafatra miafina aminay.
Manaraha foana ny Pejy dia alefanay eto ny Tarifs 🇲🇬🇲🇬

Des petits crevettes comme aux Bled🍤🍤 🤤1€ une pièce aza misalasala manontany ✌🏾
20/10/2021

Des petits crevettes comme aux Bled🍤🍤 🤤
1€ une pièce aza misalasala manontany ✌🏾

Adresse

Stuttgart
70178

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Sakafo Gasygasy erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen

Kategorie