16/06/2026
Retour mamy kely avy any amin'ilay cliente nividy ny
prototype fête des Pères. (Ao amin'ny 1er commentaire)
Nisy supplements billes de choux craquelin ny azy satria efa notapahako nijerena ny découpe ilay gateau 🙈
Tsy nampalain-komana azy 🤪
Alakamisy à 12h ny farany handraisana commandes fête des Pères, ny commandes hafa kosa dia aorianan'ny 28 Juin indray, ankoatran'ny efa vita resaka.
Mankasitraka tompoko 🙏