The MadaMeals Restaurant

The MadaMeals Restaurant 🥘The MadaMeals, the new restaurant online in Dubai which prepare you typical malagasy 🇲🇬meals

Te hinana koba gasy ve ianao ?Misy tolotra vaovao ato @ TheMadaMeals. ➡️➡️ Aza misalasala manao commande ato @ MP.
03/01/2023

Te hinana koba gasy ve ianao ?

Misy tolotra vaovao ato @ TheMadaMeals.

➡️➡️ Aza misalasala manao commande ato @ MP.

🥳🎆🥂🎈🍻🎇Ndao hiaraka hitsena ny taona vaovao ao amin’ny Souk Al Marfa ny alina ny 31 décembre 🥳🎇🎈🍻🎆🥂✅ Vidim-pidirana : 150...
31/12/2022

🥳🎆🥂🎈🍻🎇Ndao hiaraka hitsena ny taona vaovao ao amin’ny Souk Al Marfa ny alina ny 31 décembre 🥳🎇🎈🍻🎆🥂

✅ Vidim-pidirana : 150 aed : fidirana + sakafo malagasy🍲

✅ Ambiance 100% miarakamin’ny DJ 🇲🇬🥳🍲

✅ Izay mamandrika toerana 8 miaraka dia mahazo sh**ha maimaimpoana

🕘 Ora : 9ora alina
🇦🇪 Toerana : Souk Al Marfa
📱 Reservations : +971 585482289

Te isakafo aingana alohany andeha iasa ve ianao? 😁☺️The MadaMeals dia mikarakara ny 🥘 sakafonao 🥘 anaty ⏱ fotoana fohy 👌...
20/10/2022

Te isakafo aingana alohany andeha iasa ve ianao? 😁☺️

The MadaMeals dia mikarakara ny 🥘 sakafonao 🥘 anaty ⏱ fotoana fohy 👌

‼️‼️ Ary dia MAIMAM-PONA ny fanaterana ‼️‼️

⬇️⬇️ Manasa anao ary anao commande ao am Whatsapp 📲

☎️ + 971 585968014

———

You want to order and eat quickly before going to work ? 😁☺️

The MadaMeals prepare your 🥘 dish ⏱in LESS TIME 👌

‼️‼️And it’s FREE DELIVERY‼️‼️

⬇️⬇️Check the menu on our page and place your order to WhatsApp 📲

Place your order to:+ 971 585968014

Ny restaurant The MadaMeals dia mikasa hikarakara hetsika ho an’ny 🇲🇬 malagasy 🇲🇬eto 🇦🇪 Dubai 🇦🇪Mba hanomezana fahafampo...
23/09/2022

Ny restaurant The MadaMeals dia mikasa hikarakara hetsika ho an’ny 🇲🇬 malagasy 🇲🇬eto 🇦🇪 Dubai 🇦🇪

Mba hanomezana fahafampo ho antsika rehetra, ☺️ dia aza misalasala manoratra ao @ ⬇️ commentaire ⬇️ ireo lalao malagasy tena ankafizinao indrindra ( fanorona, rami, daomy🎲...)

➡️➡️ Araho tsy tapaka ny pejy Facebook The MadaMeals fa hivoaka tsy ho ela ny mombamomba ny lalao.

Ireto avy ary ny ⏰ora fandraisana commande 🍲 sy livraison 🛵 ato amin'ny The MadaMeals. Aza misalasala mandefa commande a...
21/09/2022

Ireto avy ary ny ⏰ora fandraisana commande 🍲 sy livraison 🛵 ato amin'ny The MadaMeals.

Aza misalasala mandefa commande ao via Whatsapp

------------------------

The MadaMeals Delivery 🛵 and⏰ order intakes schedules

🥘 Fisokafana ofisialy🕙Misokatra androany 16 Septambra ny restaurant en ligne The MadaMeals. 👩‍🍳Araky ny maha-restaurant ...
16/09/2022

🥘 Fisokafana ofisialy

🕙Misokatra androany 16 Septambra ny restaurant en ligne The MadaMeals.

👩‍🍳Araky ny maha-restaurant en ligne azy dia tsy misy toerana fa 100% livraison maneranan’i Dubai.

🚘Ny livraison dia maimaipona ary ny sakafo dia mirary dia mirary.

🤳Numéro whatsapp anaovana commande : +971 58 596 8014

🍛Aza misalasala ary manao commande fa efa miandry anao ny Voanjobory.

🍛Lalao : Box Sakafo malagasy eto Dubai 🇲🇬🥘Misokatra manomboka @ Zoma faha 16 septambra 2022 ny restaurant malagasy The M...
13/09/2022

🍛Lalao : Box Sakafo malagasy eto Dubai 🇲🇬

🥘Misokatra manomboka @ Zoma faha 16 septambra 2022 ny restaurant malagasy The MadaMeals. Ny menu dia efa hitanao ao @ pejy Facebook.

Ny fomba filalaovana:
-Asio 👍ny pejy The MadaMeals
-Identifieo ao aminy commentaire ilay namanao anaky 3 hizaranao an’ilay sakafo ,miaraka amin’ilay sakafo tianao hoanina
-Partageo ilay poste ary ampio hashtag

🕗Ny fisarihana dia ho atao mivantana aminy Alakamisy faha 15 Septambra 2022 aminy 8 ora alina ao am pejy FB The MadaMeals

———————————————————————

🍛Win a MadaMeals Box 🇲🇬
🥘Official opening of The MadaMeals restaurant in Dubai on Friday 16th of September.
Have a chance of winning a MadaMeals Box 🇲🇬

To participate:
- Like The MadaMeals page
- Tag 3 friends to eat with you and write your favorite dishes in the comments
- Share the post with the hashtag

🕗The draw day will be in live on our page this Thursday, 15 September at 8pm.

Good luck and stay connected !

————————————————————————

Address

Dubai

Opening Hours

Monday 09:00 - 22:00
Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 22:00
Friday 09:00 - 22:00
Saturday 09:00 - 22:00
Sunday 09:00 - 22:00

Telephone

+971585968014

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The MadaMeals Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to The MadaMeals Restaurant:

Share