ikiala.am

ikiala.am "Looks stylés pour briller sans se ruiner"😎

Produits stylés, accessibles et inspirés des dernières tendances ✨

12/08/2026

Coucou daholo nareeoo🥰

Oh rankizy mbola misimisy ilay kavina antsika ato hunnn

👜✨LOOK AT THESE WAAOUH✨👜Ianareo koa ve karazan’ilay vehivavy mila mitondra poketra foana kanefa be entana be?😂Ity ny sol...
05/08/2026

👜✨LOOK AT THESE WAAOUH✨👜

Ianareo koa ve karazan’ilay vehivavy mila mitondra poketra foana kanefa be entana be?😂
Ity ny solution ary… « SAC À MAIN tendance »

Tsotra ny design an’izy ity nefa tena « élégant ». Isika ato amin’ikiala.am moa tsy miala amin’ny élégance e sa ahoana hoy nareo?😉❤️

Couleur telo ihany no disponible aloha hatreto kanefa samy tsara be daholo.

Ohatran’ny mahazatra moa dia anaty photo tsirairay ao ny prix sy ny détails🥰🥰

Arabaina i Rindrantsoa Valérie nahazo ny cadeau avy aty amin’ikiala.am 🎉🥰🥰Afaka tonga message privé ianao, na koa afaka ...
03/08/2026

Arabaina i Rindrantsoa Valérie nahazo ny cadeau avy aty amin’ikiala.am 🎉🥰🥰

Afaka tonga message privé ianao, na koa afaka manoratra amin’ny compte whatsapp ny pejy ihany koa 🥰🥰

Mankasitraka anareo rehetra tamin’ny fandraisana anjara, amin’ny manaraka indray ohh😋😘

"🔊 ALERTE MESSAGE ELA ELA? 🤔🥰"Tsy hitahita ikiala.am fa mbola niketrika kely hanatsarana ny tolotra ho anareo aloha e👌😂 ...
01/08/2026

"🔊 ALERTE MESSAGE ELA ELA? 🤔🥰"

Tsy hitahita ikiala.am fa mbola niketrika kely hanatsarana ny tolotra ho anareo aloha e👌😂

Ka ahoana hono inona ny vaovao? 🙂‍↔️ Izahay somary valabalakin'ny rotoroto ato e ary ianareo? 🫩

Fa izao rankizy ah : foulards 5 restants ato mitady ny tompony ahh... Aza miandriandry ela intsony fa dimy sisa 🤷

Ireo amin'ny sary ny couleur mbola misy hunn🥰🥰
Aza misalasala manoratra fa tsisy manaikitra ao anty dm ao😏
Bonne soirée les manjakelyyyyy🥰

#

Kely sisa kely sisa kely sisaaaaa🥰🥰 fans
25/07/2026

Kely sisa kely sisa kely sisaaaaa🥰🥰

fans

16/07/2026

Fa somary enjakenjana ihany izy ity e 😂😭

🚨ALERTE MONTRE⌚️Satria ny fotoana dia sarobidy, ohatran’ny style anareo koa 😉✨Dia faly manolotra anareo ny « Premier mod...
16/07/2026

🚨ALERTE MONTRE⌚️

Satria ny fotoana dia sarobidy, ohatran’ny style anareo koa 😉✨

Dia faly manolotra anareo ny « Premier modele ny montre » ato aminay izay no baptiser hoe « HODITRA » izahay. 🤩🥰

Misy couleur karazany telo izy ireto dia efa mipetaka tsirairay amin’ny sary ao ny détails ka manasa anareo hijery ny sary ❤️

Alefa ny commande ary fa miandry anareo zahay 👀🤭 satria koa ❗️1 montre acheter = 1 pile de rechange offert❗️

Petit à petit on habille vos looks… isaory agnay ee💅🏽😂❤️

Ianareo koa ve ? 😜😜 dia mandrampiandry an’ilay colis azo sy mamerina vola dia mifampimenamenatra kely 🤭😂😂Sady manararaot...
15/07/2026

Ianareo koa ve ? 😜😜 dia mandrampiandry an’ilay colis azo sy mamerina vola dia mifampimenamenatra kely 🤭😂😂

Sady manararaotra kely ihany miteny hoe misy ✨COLLECTION VAOVAO✨ indray isika rahampitso hariva hann 👀

Bonne journée daholo rankizy ahh 🥰🥰

🎂❤️BON ANNIVERSAIRE By Mi❤️🎂C’est ici que ça se passe les z’amiiiiiiis🥰🥰
12/07/2026

🎂❤️BON ANNIVERSAIRE By Mi❤️🎂

C’est ici que ça se passe les z’amiiiiiiis🥰🥰

Address

Ambohimanarina
Ambohimanarina
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 10:00 - 16:00

Telephone

+261382596837

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ikiala.am posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share