Hotely Miangaly Vatofotsy

  • Home
  • Hotely Miangaly Vatofotsy

Hotely Miangaly Vatofotsy Spécialité plat Malagasy.Service traiteur. Plat malagasy
Service traiteur
Pâtisserie
Location salle

Famintinana an-tsary Kely ny sakafon-tsika tamin'ny St Valentin ❤️🥰Mankasitraka anareo rehetra Tonga nankalaza ny fetin'...
19/02/2026

Famintinana an-tsary Kely ny sakafon-tsika tamin'ny St Valentin ❤️🥰
Mankasitraka anareo rehetra Tonga nankalaza ny fetin'ny mpifankatia tato amin'ny Hotely Miangaly Vatofotsy 🫶❤️
Afaka mandray événements rehetra ihany koa izahay fa aza misalasala miditra afatra miafina ☺️
📞0347182707
📍 Vatofotsy près Jovena

14/02/2026

Ambiance romantique 🥰 ❤️🥂
Efa manomboka izy ato fa ianareo sisa no andrasana🫶

Efa vonona handray anareo mpifankatia izahay ato @ Miangaly❤️🫶Aza adino fa misy ilay menu spéciale couple androany an❤️🥂...
14/02/2026

Efa vonona handray anareo mpifankatia izahay ato @ Miangaly❤️🫶
Aza adino fa misy ilay menu spéciale couple androany an❤️🥂
Tongava maro fa mbola tsy tara 🥰

📍Vatofotsy akaikin’ny Jovena

✨Mirary soa hoan'ny Form+ Antsirabe izahay.Mankasitraka
05/02/2026

✨Mirary soa hoan'ny Form+ Antsirabe izahay.

Mankasitraka

💖✨ SOIRÉE SPÉCIALE SAINT-VALENTIN✨ 💖Love & Music 💖❤️ Offrez-vous une soirée inoubliable au Restaurant MIANGALY ❤️Le 14 f...
01/02/2026

💖✨ SOIRÉE SPÉCIALE SAINT-VALENTIN✨ 💖Love & Music 💖

❤️ Offrez-vous une soirée inoubliable au Restaurant MIANGALY ❤️

Le 14 février 2026, célébrez l’amour dans un cadrechaleureux, élégant et romantique ❤️

🕡 À partir de 18h30

🍽️ MENU SPÉCIAL COUPLE

🎶 Ambiance musicale romantique
🌹 Décoration spéciale Saint-Valentin
📸 Photo souvenir pour les couples
💑 Tarif : 65. 000 Ar / couple
📅 Soirée sur réservation uniquement
⚠️ Places limitées
📲 Réservations :
WhatsApp : 033 02 920 41
📞 Téléphone : 034 71 827 07

Service traiteur niarahana tamin'ny groupe    🩺💊 natao tao amin'ny   Antsirabe 🍽️🍹Izahay ato Hotely Miangaly Vatofotsy d...
23/01/2026

Service traiteur niarahana tamin'ny groupe 🩺💊 natao tao amin'ny Antsirabe 🍽️🍹
Izahay ato Hotely Miangaly Vatofotsy dia afaka mandray événements rehetra tsy voatery ato aminay iany fa afaka manantona anareo iany koa izahay🥰

Aza misalasala miditra afatra miafina Raha toa la misy tiana anontaniana😊☺️
📞 034 71 827 07

15/01/2026

Manasa anareo hatrany izahay ato amin’ny Miangaly ho tonga hanandrana zava-baovao😄🥰

Miamiammm😋😋😍😍😍😝

Fifampiharabana tratry ny taona nataon'ny   teto Hotely Miangaly Vatofotsy .Mankasitraka nisafidy anay 🙏🏿.📍 Vatofotsy 📞0...
14/01/2026

Fifampiharabana tratry ny taona nataon'ny teto Hotely Miangaly Vatofotsy .

Mankasitraka nisafidy anay 🙏🏿.

📍 Vatofotsy
📞0347182707

Address

Mahafaly Vatofotsy Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:30
Tuesday 09:00 - 20:30
Wednesday 09:00 - 20:30
Thursday 09:00 - 20:30
Friday 09:00 - 20:30
Saturday 09:00 - 20:30

Telephone

+261330292041

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hotely Miangaly Vatofotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Restaurant?

Share