Restaurant L'Orient Sabotsy Namehana

Restaurant L'Orient Sabotsy Namehana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Restaurant L'Orient Sabotsy Namehana, Restaurant, Tsarafara, Tsarafara.

21/08/2024
Miarahaba tompoko!!Mampahatsiahy antsika mpanjifa hatrany ny RESTAURANT L'ORIENT Tsarafara sabotsy Namehana fa mitohy ny...
13/08/2024

Miarahaba tompoko!!
Mampahatsiahy antsika mpanjifa hatrany ny RESTAURANT L'ORIENT Tsarafara sabotsy Namehana fa mitohy ny fanaovana LIVRAISON GRATUITE eto Sabotsy Namehana ary misaotra anareo niantso sy nanjifa maro.
HIATO kely kosa ny livraison ny ALAKAMISY 15 AOUT fa hiverina indray ny andro manaraka
Mankasitraka tompoko ary mandra pihaona e!!

Mampandre ny mpanjifany rehetra nyRESTAURANT L'ORIENT Tsarafara Sabotsy Namehana fa noho ny fandaminana dia mikatona iza...
09/08/2024

Mampandre ny mpanjifany rehetra ny
RESTAURANT L'ORIENT Tsarafara Sabotsy Namehana fa noho ny fandaminana dia mikatona izahay mandritra ny fotoana tsy voafetra.
Noho izany, mba ho fanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa dia manao livraison gratuite ho an'ny commande mihoatra ny 20.000ar eto Sabotsy namehana sy ny manodidina.
- Anosy avaratra
- Ambohibary Namehana
- Ankadikely
- Ambatofotsy avaradrano
Ireto avy ny sakafo azonao jifaina:
* Soupe speciale(wantan Dlune tsasiou)....8.000ar
* Soupe Orient( wantan Dlune boul poisson tsasiou crevette)...10.000ar
* Minesao garnie( poulet ou tsasiou ou crevette)....8.000ar
*Minesao speciale (poulet+tsasiou+crevettes)..10.000ar
*Pâtes sèches( tsasiou ou poulet)..7.000ar
* Steak pommes frites...12.000ar
* Steak pané... 12.000ar
* Poulet croquant pommes frites...12.000ar
* Spaghetti carbonara...12.000ar
* Spaghetti bolognaise..10.000ar
* Crêpe aux fruits de mer...10.000ar
* Crêpe jambon fromage...10.000ar
* Crêpe au chocolat...5.000ar

Tel 0340138591
0346141778
Mandray commande ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy
Amin'ny 10h hatramin'ny 18h

Mankasitraka tompoko!!

01/08/2024

Miarahaba antsika rehetra.
❌👌🏻Ho an'izay rehetra tsy nahatratra"operation soupe" ny 30 juillet 2024 dia efa misokatra tsara indray ny restaurant l'orient manomboka rahapitso 2 aout. Ka ho an'izay tsy nahatratra dia mifarana ny sabotsy 4 aout izao ny "operation soupe".👌🏻❌
Mirary soa antsika rehetra.😁

PROMOTION SPECIALE VACANCES          RESTAURANT L'ORIENTHO FANOMEZANA FAHAFAHAMPO NY MPANAO VAKANSY DIA MANAO       * SO...
01/07/2024

PROMOTION SPECIALE VACANCES
RESTAURANT L'ORIENT
HO FANOMEZANA FAHAFAHAMPO NY MPANAO VAKANSY DIA MANAO

* SOUPE WANTAN MINE 3000AR
* PATE SECHE GARNIE 4000AR
* MISAO GARNIE 5000AR
MANDRITRA ITY VOLANA ITY!!
MIANDRY ANAO ARY IZAHAY O!!

Miarahaba anareo rehetra indray o! Ny restaurent l'Orient dia mbola misokatra ho antsika hatrany ny Alatsinainy ka hatra...
28/06/2024

Miarahaba anareo rehetra indray o!
Ny restaurent l'Orient dia mbola misokatra ho antsika hatrany ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy, @ 8 ora sy sasany maraina ka hatra 8h30 hariva. Manasa antsika ary e!

HO FANOMEZANA FAHAFAHAMPO NY RAY REHETRADIA MISOKATRA NYR E S T A U R A N T  L' O R I E N TTsarafara Sabotsy NamehanaNY ...
15/06/2024

HO FANOMEZANA FAHAFAHAMPO NY RAY REHETRA
DIA MISOKATRA NY
R E S T A U R A N T L' O R I E N T
Tsarafara Sabotsy Namehana
NY ALAHADY 16 JIONA 2024
8h30 - 20h30

KA HIKATONA KOSA NY ALATSINAINY 17 JIONA 2024

🍵RESTAURANT L'ORIENT                 TSARAFARA 🍎MBOLA MITOHY NY FIHENAMBIDY 20% AMIN'NY PLATS CHINOIS REHETRA AMIN'ITY H...
05/06/2024

🍵RESTAURANT L'ORIENT
TSARAFARA 🍎

MBOLA MITOHY NY FIHENAMBIDY 20% AMIN'NY PLATS CHINOIS REHETRA AMIN'ITY HERINANDRO ITY ATO AMINAY🍻🍭

HATRAMIN'NY SABOTSY 08 JIONA ARY DIA MIANDRY ANAO ZAHAY ISAN'ANDRO AMIN'NY
8H30 HATRAMN 20H30

HAPPY WEEK!!!               HAPPY WEEK!!!..AO AMIN'NY RESTAURANT L'ORIENT TSARAFARA SABOTSY NAMEHANA        🍻     DU 03/...
03/06/2024

HAPPY WEEK!!!
HAPPY WEEK!!!..

AO AMIN'NY RESTAURANT L'ORIENT
TSARAFARA SABOTSY NAMEHANA
🍻 DU 03/06 AU 08/06❤
PROMOTION DE LA SEMAINE
REDUCTION 20% SUR LES
🍵 PLATS CHINOIS!!🌹

Address

Tsarafara
Tsarafara
101

Telephone

+261340138591

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant L'Orient Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Restaurant L'Orient Sabotsy Namehana:

Share

Category