Snack-Bar Tsara Tsiro

  • Home
  • Snack-Bar Tsara Tsiro

Snack-Bar Tsara Tsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snack-Bar Tsara Tsiro, Soavinandriana Itasy, .

Salama daholo, fanamarihana kely, izahay ato amin'i Snack Bar Tsara Tsiro dia manasa antsika rehetra hitsidika sy hanjif...
04/12/2022

Salama daholo, fanamarihana kely, izahay ato amin'i Snack Bar Tsara Tsiro dia manasa antsika rehetra hitsidika sy hanjifa ato aminay na dia eo aza ny olana amin'i JIRAMA dia misokatra foana ary vonona ny hanome fahafahampo ho antsika rehetra foana eh!!
ny karaoke
Masana antsika rehetra tompoko!!

21/11/2022

🍻🎙🍵...Fandaharam_potoana:
Lundi_Jeudi: alina
Vendredi_Dimanche: alina..misaotra mialaoha
NB: tsy mivoaha Talata

izahay dia misokatra foan na tapak aza ny jiro😥.. mandrosoa 🍴🍵🍾🎙
19/11/2022

izahay dia misokatra foan na tapak aza ny jiro😥.. mandrosoa 🍴🍵🍾🎙

16/11/2022

Fanamarihana kely,ny Talata iany izahay no tsy msokatra,...manas atsik rehetra hitsidik anay,(boissons,soupe tamatave,soupe special Tsaratsiro)...🍽🍻

Bonjour, izahay ato amin'ny Snack Bar Tsara Tsiro dia faly manasa anareo rehetra tsy ankanavaka, fa misokatra manomboka ...
12/11/2022

Bonjour, izahay ato amin'ny Snack Bar Tsara Tsiro dia faly manasa anareo rehetra tsy ankanavaka, fa misokatra manomboka anio amin'ny 02 ora tolakandro, androany 12 Octobre 2022. Toerana Ambatombositra Soavinandriana.
Manasa itsidika anay.

Address

Soavinandriana Itasy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack-Bar Tsara Tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Restaurant?

Share