HL universe

HL universe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HL universe, Antananarivo.

17/09/2026

Soyez fier de vous, de qui vous êtes et de ce que vous faites 🥰🫶

Send a message to learn more

Bonjooour🥰Ndao indray asehoko anareo ireto projet raphia namboariko nefa tsy nety vitako hatramin'ny farany ireto😪😜 tsy ...
16/09/2026

Bonjooour🥰
Ndao indray asehoko anareo ireto projet raphia namboariko nefa tsy nety vitako hatramin'ny farany ireto😪😜 tsy haiko intsony hoe ahoana no anohizana anazy dia mipirina fotsiny ao hatramin'izao nefa efa tena ela ireo an🥲 misy manana idée ve nareo mba hamitana azy ?

Nahavita akanjo dia novorahana tanteraka fa tsy nety😝Tantaraiko anareo ny lalana nolalovan'ity pelote maitso ity😁Efa vit...
15/09/2026

Nahavita akanjo dia novorahana tanteraka fa tsy nety😝
Tantaraiko anareo ny lalana nolalovan'ity pelote maitso ity😁
Efa vita tsara hatramin'ny farany ilay akanjo, nanaovana amin'izay kay tsy nety fa nalalaka be tsy napahazo aina, tsy haiko nefa hoe atao ahoana ny anakelezana azy tamin'izany😝 dia novahako tanteraka🤦🏻‍♀️ inona moa zany fa dia nanangana zavatra hafa mihitsy dia ilay sary farany ny résultat final😁 antonona tsara🥲
Rehefa manao crochet dia tsy maintsy mandalo amin'izay hoe vahana tanteraka ilay zavatra natsangana rehefa tsy mety😪
Misaotra namaky dia bonne journée daholo oh🫶😘

Tia zavatra "miniature" sady mahafatifaty manaraka anao eny isanandro ve ianao ? Sady vita tanana ? ☺️ Tia manjifa ny vi...
13/09/2026

Tia zavatra "miniature" sady mahafatifaty manaraka anao eny isanandro ve ianao ? Sady vita tanana ? ☺️ Tia manjifa ny vita malagasy ? Mety be aminao ireto porte clés ireto☺️ disponible de suite daholo😍
Raha misy personnage manokana tianao dia alefaso ihany koa ny commande fa ataotsika tsarakely☺️
Bon dimanche 😇

Mifoka sigara ve enao ? Te hiala ? Ity ny vahaolana, ataovy porte clé dia amin'izay tsy afaka fohana😁Tandremo🚭 ratsy ho ...
10/09/2026

Mifoka sigara ve enao ? Te hiala ?
Ity ny vahaolana, ataovy porte clé dia amin'izay tsy afaka fohana😁
Tandremo🚭 ratsy ho an'ny fahasalamana ny sigara🚭
Fa ity porte clé ity kosa tsara e, sady tsy mandoto tontolo iainana no manohana ny buisness keliko😁☺️

Maka inspiraka kely aloha🤭🥴🤣
10/09/2026

Maka inspiraka kely aloha🤭🥴🤣

Hello les gens☺️☺️Arahabaiko ampitsikiana be foana nareo miaraka amin'ireto we bare bears kely ireto, na dia tsisy hamal...
09/09/2026

Hello les gens☺️☺️
Arahabaiko ampitsikiana be foana nareo miaraka amin'ireto we bare bears kely ireto, na dia tsisy hamaly ary😂
Porte clé ireo an, mbola nalaina sary fotsiny aloha fa rehefa avy eo apetaka ny maha porte clé azy☺️
Bonne journé daholo dia alefaso foaa ny commande☺️ 😘

08/09/2026

My crocheting process from start to finish ☺️
Transition kely an'ity peluche anisany nataoko voalohany efa ela ela ity indray aloha e🥰
Mandray commande foana amin'ny modèle tianareo an

Bonjourrrr🥰Mirary herinandro finaritra antsika rehetra ato oh☺️Pochette kely indray no asehoko anareo androany👛Tianareo ...
07/09/2026

Bonjourrrr🥰
Mirary herinandro finaritra antsika rehetra ato oh☺️
Pochette kely indray no asehoko anareo androany👛
Tianareo ve ?
Rehefa tsy misy modèle arahana toy ny nanaovana ity sac ity dia modèle unique izany ny sac ampanaovinareo ahy☺️
Ity zao ny tompony ihany no manana an'io fa tsy misy hoe modèle mitovy amin'io any☺️
Izay fa alefaso ny commande nareo ary e😘

04/09/2026

Sac banane sac banane😁 sa moa tsy izao zany sac banane e ? 😝

Address

Antananarivo

Telephone

+261341651560

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HL universe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share