Art Business et Voyage Madagascar

Art Business et Voyage Madagascar Pour votre quotidien et vos jours exceptionnels. Faites appel à nous pour émerveiller vos papilles.

kitapo akanjo sns.... Jereo ze mety  aminao
24/12/2025

kitapo akanjo sns....
Jereo ze mety aminao

ato ny  akanjo eeeeMora be daholo eee
24/12/2025

ato ny akanjo eeee
Mora be daholo eee

jereo izay mety fa tonga fety sao mahasoa fa omeko avokoa ,☺️☺️
24/12/2025

jereo izay mety fa tonga fety sao mahasoa fa omeko avokoa ,☺️☺️

araraoty fa mora
24/12/2025

araraoty fa mora

ny mora indrindra atrany tolotra hafa mintsy Jereo izay mahasoa arymp avy atrany
24/12/2025

ny mora indrindra atrany tolotra hafa mintsy Jereo izay mahasoa ary
mp avy atrany

2 sisa Ary eee,sao misy Lina isika Ato chien de salon mafatifaty Kely😊mp ze Mbola tsy nahazo
06/12/2025

2 sisa Ary eee,sao misy Lina isika Ato chien de salon mafatifaty Kely😊mp ze Mbola tsy nahazo

06/12/2025

Salama daholo ee,ela2 tsy hita fa mitoy n'y asa rehetra ato Aminay Mirarisoa indrindra

01/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Annie Annie, Rosya Dom, Ali Hamza

16/08/2025

🟨 TONGOLO SY RONONO – Fanafody Natoraly Mahery Vaika

Raha marary tenda, misy kohaka, na reraka be ny vatana, dia misy fomba tsotra efa nampiasaina hatramin’ny ela: tongolo andrahoina ao anaty ronono.

AKORA ILAINA

Tongolo 4-5

Ronono iray vera (na ampy handrakotra ny tongolo)

FOMBA FANAOVANA

🟢 1. Sasao ny tongolo, azo tetehina roa na avela manontolo.

🟢 2. Apetraka ao anaty vilany miaraka amin’ny ronono.

🟢 3. Andrahoina amin’ny afo malefaka mandra-pahamasaka tsara ny tongolo.

🟢 4. Avela hangatsiaka kely, dia sotroina ny ranony (afaka mihinana ny tongolo ihany koa raha tiana).

TOMBONTSOA
🟢 Manamaivana ny kohaka sy ny tenda marary
🟢 Manampy amin’ny fanadiovana ny havokavoka
🟢 Mampitombo ny hery fiarovan’ny vatana
🟢 Manalefaka ny fery ao anaty vava

Fomba voajanahary, mora atao ary voaporofo nandritra ny taona maro!

Vokatra Avy Any Alaotra – Mitondra fahasalamana voajanahary ho anao.

mirarisoa anao izahay ato Art Business et Voyage Madagascar ☺️
04/08/2025

mirarisoa anao izahay ato Art Business et Voyage Madagascar ☺️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261330163662

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Business et Voyage Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share