Loharano-Ns Bungalow Majunga

Loharano-Ns Bungalow Majunga LOHARANO-NS Majunga. Tarif à partir de 70.000 Ar (piscine gratuite).

Nous mettons à votre Disposition des Bungalows Climatisés ou Ventilés d'une capacité de 02, 04, 06-08 Personnes( familial), selon vos besoins.

08/01/2026
08/01/2026

Ndeha ary ho atolotray anareo eto hoe iza avy ireo FEO hoe heno ao anatin'ilay projet-album MOZIKA MIANTSO FEO ee.

Atombotsika amin'i Luc.
I Luc Kal Calme (tarika JOHARY) no tena ahafantaran'ny maro azy. Tsy ho asiko resaka lava ny momba azy satria efa diso fantatrareo loatra izy sy ny HATSARAN'NY FEONY e.
Ndao hisaotr'azy 😉 tsika amin'ny hatsaram-panahy natolony hanampy ny tarika SING'A hiainga eee.
misaotra amin'ny fo Luc aaa. Zoky, namana, mpananatra... ❤️

02/12/2021

Misaotra ireo Manam-pahefana Ambony, ireo Manam-boninahitra Miaramila sy Sivily isan-tsokajiny, ary ireo izay rehetra tonga nanome Voninahitra ny fanokanana sy fisokafan'ny Trano fandraisam-bahiny sy fisakafoana LOHARANO NS Amborovy.
Isaorana i Zokibe Olombelo Ricky Ofisialy nanome alàlana ampiasa ny hira eto.

Izahay eto amin'ny Loharano NS dia maneho feno anareo.

🏊☀️NOS TARIFS:- Bungalow double VENTILÉ : 70000 Ariary la nuitée - Bungalow familial VENTILÉ pour 04 pers (2chambres sép...
27/09/2021

🏊☀️NOS TARIFS:
- Bungalow double VENTILÉ : 70000 Ariary la nuitée
- Bungalow familial VENTILÉ pour 04 pers (2chambres séparées): 90 000 Ariary la nuitée
- Bungalow familial VENTILÉ pour 06 pers (3 grands lits séparés)à seulement 100.000 Ariary la nuitée 🍻🏊🍻
Accès piscine gratuit pour les clients
Contact : 032 92 268 63

Quelques détails à voir
21/04/2021

Quelques détails à voir

Address

Mahajanga

Telephone

+261329226863

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Loharano-Ns Bungalow Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Loharano-Ns Bungalow Majunga:

Share