Or' AURA

Or' AURA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Or' AURA, Restaurant, 1 er étage, Enceinte Score Toliara, Toliary.

The Lounge Gril & hub
Plats Malagasy - Grillade - Espace de croissance
Mardi 18-19h30 : LET'S PRACTICE
Jeudi 18-19 H30 : CARREFOUR DES ENTREPRENEURS
Vendredi: Afterwork GUITAR et KARAOKÉ
Samedi 18-19 H 30: SEHO GASY ( spectacle culturelle)

🤝 Tongava hiresaka business ao amin'ny Carrefour des Entrepreneurs!Mitady mpanjifa vaovao ve ianao?Mitady partenaire, fo...
05/08/2026

🤝 Tongava hiresaka business ao amin'ny Carrefour des Entrepreneurs!
Mitady mpanjifa vaovao ve ianao?
Mitady partenaire, fournisseur, na vahaolana ho an'ny orinasanao?
Sa te hampahafantatra ny vokatra sy tolotrao amin'ireo mpandraharaha hafa?
Ity no fotoana ho anao!
👇 Ao amin'ny commentaire, soraty fotsiny:
✅ "Ho avy aho" na "Je serai présent."
Ary ampio: • 🏢 Anaran'ny orinasanao
• 🛍️ Ny vokatrao na ny tolotrao
• 📸 Sary iray (raha azo atao)
Ohatra : 📦 "Manampy anao hanafatra entana avy any Chine aho."
🎉 "Mampanofa fitaovana amin'ny lanonana sy fety aho."
🎓 "Manome fiofanana momba ny marketing sy ny fandraharahana aho."
🍽️ "Mikarakara catering sy cocktail ho an'ny lanonana aho."
🙋 Raha liana amin'ny tolotra iray ianao : ❤️ Ataovy réaction ilay commentaire.
💬 Valio hoe: "Ho avy hihaona aminao aho."
💼 Ho an'ireo mpandraharaha, aza hadino ny mitondra: 📦 Santionan'ny vokatrao (échantillon)
📇 Carte de visite
📄 Brochure na catalogue
Ary manasà olona mety hahaliana azy koa: mpiara-miasa, namana mpandraharaha, fournisseur, partenaire, na client. Mety izy ireo no olona hiara-hiasa aminao rahampitso.
📍 Carrefour des Entrepreneurs
🗓️ Alakamisy
🕕 6:00 hariva
📍 Or'Aura – The Lounge Grill & Hub
🚀 Mety eto amin'ny commentaire no hanombohan'ny fiaraha-miasa vaovao, ny mpanjifa vaovao, na ny fahafahana lehibe manaraka. Koa aza misalasala mampahafantatra ny tenanao!

📢 Tsy ny fahafahana rehetra no tokony hararaotina. Fa ahoana no hamantarana ny tena mety aminao?Toutes les opportunités ...
04/08/2026

📢 Tsy ny fahafahana rehetra no tokony hararaotina. Fa ahoana no hamantarana ny tena mety aminao?
Toutes les opportunités ne sont pas bonnes à saisir. Mais comment reconnaître celles qui sont vraiment faites pour vous ?
Isan'andro, isika mpandraharaha dia miatrika safidy maro: fiaraha-miasa vaovao, tetikasa vaovao, mpanjifa vaovao, na tsena vaovao. Saingy tsy ny fahafahana rehetra miseho eo anoloantsika no hitondra antsika amin'ny fahombiazana.
Misy ny fahafahana mampandroso antsika. Misy koa ny fanararaotana fahafahana (opportunisme) izay mety hanimba ny soatoavina, ny vina ary ny fitokisana natsangantsika.
👉 Ahoana no hanavahana azy ireo?
👉 Inona no tokony hodinihina alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra lehibe?
Izany no horesahintsika miaraka amin'i ANDRIAMIANDRISOA Falinomenjanahary, Consultant en Stratégie d'Entreprise & Transformation (Marketing & RH).
🗣️ Lohahevitra:
"Opportunité ou opportunisme ? Les décisions qui font réussir les entrepreneurs."
📅 Alakamisy 06 Aogositra 2026
🕕 Amin'ny 6 ora hariva
📍 Or'Aura – Carrefour des Entrepreneurs
🎯 Tongava hifanakalo hevitra, hizara traikefa ary hianatra fomba fisainana hanampy anao handray fanapahan-kevitra stratejika sy hanangana orinasa maharitra.
✅ Maimaim-poana ny fandraisana anjara. Misy kosa ny fanjifana takiana.
🇫🇷 Version française
Toutes les opportunités ne sont pas bonnes à saisir. Mais comment reconnaître celles qui sont vraiment faites pour vous ?
Chaque entrepreneur fait face à des choix : un nouveau partenariat, un nouveau marché, un nouveau client ou un nouveau projet. Pourtant, toutes les opportunités ne conduisent pas au succès.
Certaines permettent de faire grandir une entreprise. D'autres relèvent de l'opportunisme et peuvent compromettre votre vision, vos valeurs et votre crédibilité.
👉 Comment faire la différence ?
👉 Quels critères prendre en compte avant de dire oui ?
Rejoignez-nous pour une discussion enrichissante avec ANDRIAMIANDRISOA Falinomenjanahary, Consultant en Stratégie d'Entreprise & Transformation (Marketing & RH), autour du thème :
« Opportunité ou opportunisme ? Les décisions qui font réussir les entrepreneurs. »
📅 Jeudi 06 août 2026
🕕 18 h
📍 Or'Aura – Carrefour des Entrepreneurs
Venez échanger, partager vos expériences et découvrir des clés pour prendre de meilleures décisions et bâtir une entreprise durable.
Entrée libre – Consommation requise.

Aza miverin- dalana. Tohizo Ilay anglais.Ato Amin'ny Or'aura Sady miresaka no misakafo no mahazo Namana vaovao. Aza misa...
04/08/2026

Aza miverin- dalana. Tohizo Ilay anglais.
Ato Amin'ny Or'aura Sady miresaka no misakafo no mahazo Namana vaovao.

Aza misalasala.

03/08/2026

🌿 Mitady toerana milamina, discret, mahafinaritra ve ianao?
Na hisakafo irery, hiaraka amin'ny namana, fianakaviana, na hanao fivoriana kely miaraka amin'ny mpiara-miasa…
Na hankalaza anniversaire, arrosage, na fotoana manokana tampoka…
📍 Or' Aura no safidy mety.
✨ Toerana milamina, discret, ary ahafahanao mankafy ny fotoananao tsy misy tabataba na fanelingelenana. 🚗 Parking malalaka sy azo antoka, tsy atahorana hisy kitika ny moto na ny fiara. 📍 1er étage – Enceinte SCORE, afovoan-tanàna.
🕗 Misokatra Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy.
📞 Réservation : 038 53 678 63
Or' Aura – toerana ahafahanao misakafo sy mifampizara fotoana am-pilaminana.

🇲🇬Hanimpitoloha sa🇲🇬Varanga sa 🇲🇬Hena ritraAfaka manao livraison ihany koa. Antsoy haingana 0385367863
03/08/2026

🇲🇬Hanimpitoloha sa
🇲🇬Varanga sa
🇲🇬Hena ritra

Afaka manao livraison ihany koa.
Antsoy haingana 0385367863

03/08/2026
Ho hitanao ao amin' ny OR'AURA amin' ny herinandro izao
02/08/2026

Ho hitanao ao amin' ny OR'AURA amin' ny herinandro izao

01/08/2026

Retour du groupe TEHEGNE chez Or' Aura aujourd'hui

31/07/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Xavier Rakotomalala, Voriraza Alpha Nadia's, Nanja Ramilson, El Mich, Elodie Rrm, Flavienne Hitasoa, Omarchretch Lineh, Andry Maximin, Her Ve, Andry Ny Avo, Tafika Miharisoa, Ange Razanadratefa, Manuella Rahamelivololonirina, Sf Chancelle Manjahasina, Ezoemare Dior, L-Anyah Chantal, Emēric Le BäraBõy, Dulot Randriantombondrainy, Josephine Maman'i Sky, Lycia Ralaizafinirina, Lali Bernardette

Address

1 Er étage, Enceinte Score Toliara
Toliary

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 10:00
Friday 08:00 - 00:00
Saturday 08:00 - 00:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Or' AURA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category