11/05/2026
🔴 AKOHO GASY SY MPIADY AMIDY FA IFANTOKA TANTERAKA AMIN'NY KUROILER
➡️Miavaka Kely ny androany
🔺alefa daholo ireto akoho gasy mitarika ireto (tsy sarahina )
sy ireto akoho mpiady(Tonga Dia sary fa tsy misy video adiny satria tsy Mbola niady mihitsy ireo)
samia mametaka ny prix any ao amin"ny commentaire isaky ny sary avy dia izay ambony mahazo azy
TOERANA TOAMASINA