MANOU SOUPE

MANOU SOUPE Du premier coup de cuillère au dernier, Manou Soupe, c’est le goût du partage et la passion de la bonne cuisine 🍜😗

Akory aby eeeh 🥳Tratry ny taona vaovao daholo❤️Tsy hay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin...
03/01/2026

Akory aby eeeh 🥳

Tratry ny taona vaovao daholo❤️

Tsy hay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin'izao, niaraka nampandroso tsikelikely ny Manou Soupe.

Izahay dia vonona foana mandrakariva anome izay tsara indrindra avy aty aminay🥰

Miverina misokatra isika ny Alatsinainy 05 Janoary 2026.

Mirary soa ho antsika rehetra 🙏

Address

Tanambao 2
Toamasina

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANOU SOUPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share