Chef kalou

Chef kalou Cuisine ❤️

✨ JOURNÉE DE DÉTENTE & REMISE DE DISTINCTIONS 🌊🏆Ao amin'ny Le Visionnaire Tamatave, dia maneho fisaorana sy fankasitraha...
26/07/2026

✨ JOURNÉE DE DÉTENTE & REMISE DE DISTINCTIONS 🌊🏆

Ao amin'ny Le Visionnaire Tamatave, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an'ireo mpianatra rehetra nandray anjara tamin'ilay sortie récréative sy picnique teny amoron-dranomasina izahay. Hetsika nokarakaraina taorian'ny fiofanana izany, mba hanomezana fotoana hialana sasatra, hifampizarana traikefa ary hanamafisana ny firaisankina eo amin'ireo mpiofana.

Na dia tsy afaka nanatrika aza ny mpianatra sasany noho ny adidy sy andraikitra sahaniny, dia nahafaly anay ny fahatongavan'ireo solontena avy amin'ny 1ère, 2ème, 3ème, 4ème ary 5ème promotion. Nahafinaritra ny fiarahana ary nanamafy indray ny fifankatiavana sy ny firaisankina ao amin'ny fianakavian'ny Le Visionnaire.

🏅 Fotoana manan-danja ihany koa no nanolorana mari-pankasitrahana ireo mpianatra nisongadina tamin'ny vokatra azony, indrindra ireo nahazo Mention Très Bien sy Mention Excellente. Fankasitrahana mendrika ny ezaka sy ny faharetana nasehon'izy ireo izany, ary mankahery azy ireo izahay mba hanohy hatrany ny lalana mankany amin'ny fahombiazana.

🙏 Mankasitraka manokana an'i chef Evely
izahay noho ny fanatrehany sy ny fanohanany ity hetsika ity. Misaotra ihany koa ny mpaka sary izay nandrakitra ireo fotoana sarobidy sy tsy hay hadinoina.

💙 Ry mpianatra malalanay, ianareo no reharehan'ny fianakavianareo, ny fiarahamonina ary ny Le Visionnaire Tamatave. Mirary fahombiazana sy hoavy mamiratra ho anareo izahay, ary manantena fa ho fitaratra sy loharanom-panentanana ho an'ireo promotion manaraka ianareo.

✨ Maleova, malasà, ary enga anie hitombo hatrany ny fahalalana, ny fahaiza-manao ary ny fahombiazana eo amin'ny fiainanareo sy ny asanareo.

📌 Ho anareo izay tsy afaka nanatrika, aza malahelo. Mbola hisy hetsika maro sy fotoana hafa hiarahana amin'ny ho avy.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

📣 FISORATANA ANARANA MISOKATRA!

Te hanana fahaiza-manao matihanina sy hanokatra varavarana ho amin'ny asa ve ianao?

🗓️ Misokatra izao ny fisoratana anarana ho an'ny

Délicieux Chef kalou 😚Bonsoir à tous 😘
13/06/2026

Délicieux Chef kalou 😚
Bonsoir à tous 😘

Retour en force groupe chef kalou  Délicieux Chef ❤️
23/05/2026

Retour en force groupe chef kalou
Délicieux Chef ❤️

Aujourd'hui ❤️
27/12/2025

Aujourd'hui ❤️

Address

Ankirihiry
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chef kalou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category